← Lohahevitra rehetra

Soratra Masina

Laharana 41

  1. 131 V. Ny Soratra Masina ao amin’ny fiainan’ny Fiangonana “Lehibe tokoa ny hery sy ny tanjaka izay raketin’ny Tenin’Andriamanitra, ka mahatonga izany ho fiankinana sy hery ho an’ny Fiangonana, ary ho an’ny zanaky ny Fiangonana, mahatonga ho herin’ny finoan’izy ireo, ho …
  2. 132 V. Ny Soratra Masina ao amin’ny fiainan’ny Fiangonana “Noho izany, ho an’ny teôlôjia masina, aoka ny fianarana Soratra Masina no ho aina mamelona azy. Aoka koa mba hahita ny sakafo mahasalama sy ny hery mahasoa ao amin’io Tenin’ny Soratra Masina …
  3. 133 V. Ny Soratra Masina ao amin’ny fiainan’ny Fiangonana “Mampirisika mafy sy manokana ny kristianina rehetra ny Fiangonana (…), mba hahazo, amin’ny alalan’ny famakiana matetika ny Soratra masin’ Andriamanitra, “ny fahalalana ambony momba an’i Jesoa-Kristy” (Filip 3,8). "Satria, ny tsy mahalala …
  4. 134 V. Ny Soratra Masina ao amin’ny fiainan’ny Fiangonana “ Boky iray ihany ny Soratra Masina manontolo, ary i Kristy io boky iray ihany io, " satria miteny momba an’i Kristy avokoa ny Soratra Masina manontolo, ary tanteraka ao amin’i Kristy …
  5. 135 V. Ny Soratra Masina ao amin’ny fiainan’ny Fiangonana “ Ny Soratra Masina no mirakitra ny Tenin’Andriamanitra, ary noho izy azo avy amin’ny fitsilovan’ny Fanahy Masina, dia Tenin’Andriamanitra marina tokoa ” [136] .
  6. 136 V. Ny Soratra Masina ao amin’ny fiainan’ny Fiangonana Andriamanitra no Mpamorona ny Soratra Masina, tamin’ny fitsilovany ny sain’olombelona mpanoratra izany ; niasa tao amin’izy ireo sy tamin’ ny alalan’izy ireo Izy. Araka izany, Izy no manome antoka fa ny soratr’izy …
  7. 137 V. Ny Soratra Masina ao amin’ny fiainan’ny Fiangonana Ny fivoasana ny Soratra avy amin’ny fitsilovan’ny Fanahy Masina, dia tsy maintsy afantoka indrindra aloha, amin’izay tian’Andriamanitra hambara tamin’ny alalan’ny mpanoratra masina ny amin’ny famonjena antsika. “ Izay avy amin’ny Fanahy, dia …
  8. 138 V. Ny Soratra Masina ao amin’ny fiainan’ny Fiangonana Ny Fiangonana dia mandray sy manaja ho avy amin’ny fitsilovan’ny Fanahy Masina ny boky 46 ao amin’ny Testamenta Taloha sy ny boky 27 ao amin’ny Testamenta Vaovao.
  9. 139 V. Ny Soratra Masina ao amin’ny fiainan’ny Fiangonana Ny Evanjely efatra no mitàna ny ivo toerana, satria i Kristy Jesoa no foibeny.
  10. 140 V. Ny Soratra Masina ao amin’ny fiainan’ny Fiangonana Ny maha-tokana ireo Testamenta anankiroa dia avy amin’ny maha-tokana ny fandaharan’Andriamanitra sy ny Fanambaràny. Ny Testamenta Taloha no manomana ny Vaovao, ary ny Vaovao no manatanteraka ny Taloha; mifanazava izy roa, ary …
  11. 141 V. Ny Soratra Masina ao amin’ny fiainan’ny Fiangonana “ Manaja lalandava ny Soratra Masin’Andriamanitra ny Fiangonana, tahaka ny ataony amin’ny fanajana ny Vatan’ny Tompo ” [139] : samy mamelona sy mibaiko ny fiainana kristianina manontolo izy roa ireo. “ Ny …