V. Ny Soratra Masina ao amin’ny fiainan’ny Fiangonana

Laharana 133 amin’ny Katesizy

“Mampirisika mafy sy manokana ny kristianina rehetra ny Fiangonana (…), mba hahazo, amin’ny alalan’ny famakiana matetika ny Soratra masin’ Andriamanitra, “ny fahalalana ambony momba an’i Jesoa-Kristy” (Filip 3,8). "Satria, ny tsy mahalala ny Soratra Masina, dia tsy mahalala an’i Kristy."[134].”

FAMINTINANA

Loharano ôfisialy ↗