V. Ny Soratra Masina ao amin’ny fiainan’ny Fiangonana
Laharana 134 amin’ny Katesizy
“Boky iray ihany ny Soratra Masina manontolo, ary i Kristy io boky iray ihany io, "satria miteny momba an’i Kristy avokoa ny Soratra Masina manontolo, ary tanteraka ao amin’i Kristy izy manontolo "”[135].