V. Ny Soratra Masina ao amin’ny fiainan’ny Fiangonana

Laharana 136 amin’ny Katesizy

Andriamanitra no Mpamorona ny Soratra Masina, tamin’ny fitsilovany ny sain’olombelona mpanoratra izany ; niasa tao amin’izy ireo sy tamin’ ny alalan’izy ireo Izy. Araka izany, Izy no manome antoka fa ny soratr’izy ireo dia mampianatra tsy misy diso ny fahamarinana mahavonjy[137].

Loharano ôfisialy ↗