V. Ny Soratra Masina ao amin’ny fiainan’ny Fiangonana

Laharana 137 amin’ny Katesizy

Ny fivoasana ny Soratra avy amin’ny fitsilovan’ny Fanahy Masina, dia tsy maintsy afantoka indrindra aloha, amin’izay tian’Andriamanitra hambara tamin’ny alalan’ny mpanoratra masina ny amin’ny famonjena antsika. “Izay avy amin’ny Fanahy, dia tsy ho azo tanteraka amin’ny heviny feno raha tsy amin’ny asan’ny Fanahy”[138].

Loharano ôfisialy ↗