← Lohahevitra rehetra

Fivavahana

Laharana 178

  1. 2678 Miombona amin’ny Reny masin’Andriamanitra Ny fitiavam-bavaka tamin’ny taonjato antenatenany tany Andrefana dia nampandroso ny fivavahana Raozery, ho solon’ny Vavaka Isan’Andro, ho an’ny vahoaka. Tany Atsinanana, ny vavaka litania amin’ny “Acathiste” sy amin’ny “Paraclisis” no nijanona ho …
  2. 2679 Miombona amin’ny Reny masin’Andriamanitra I Maria no Mpivavaka lavorary, endriky ny Fiangonana. Rahefa mangataka aminy isika, dia mifikitra mafy miaraka aminy amin’ny fandaharan’ny Ray, izay naniraka ny Zanany mba hamonjy ny olombelona rehetra. Toy ilay mpianatra …
  3. 2680 Miombona amin’ny Reny masin’Andriamanitra Amin’ny Ray indrindra no avantana ny fivavahana ; tahaka izany koa, mivantana amin’i Jesoa ny fivavahana, indrindra amin’ny fiantsoana ny Anarany masina hoe : “ Jesoa, Kristy, Zanak’Andriamanitra, Tompo, mamindrà fo aminay, …
  4. 2681 Miombona amin’ny Reny masin’Andriamanitra “ Tsy misy afa-milaza hoe : Jesoa no Tompo, raha tsy noho ny asan’ny Fanahy Masina ” (1 Kôr 12,3). Manainga antsika ny Fiangonana hiantso ny Fanahy Masina amin’ny maha-Mpampianatra anaty Azy …
  5. 2682 Miombona amin’ny Reny masin’Andriamanitra Noho ny fiarahany miasa manokana amin’ny asan’ny Fanahy Masina, dia tian’ny Fiangonana ny miombom-bavaka amin’i Maria Virjiny, mba hankalaza miaraka aminy ny zava-dehibe notanterahin’Andriamanitra tao aminy, sy mba hanankina aminy ny fitalahoana …
  6. 2683 Ny vavolombelona zavon-tany Ireo vavolombelona izay nialoha antsika any amin’ny Fanjakan’ Andriamanitra [30] , indrindra ireo izay ankatoavin’ny Fiangonana ho “olomasina”, dia mandray anjara amin’ny lovam-panahy velona momba ny fivavahana, amin’ny alalan’ny oha-piainan’izy ireo, amin’ny …
  7. 2684 Ny vavolombelona zavon-tany Ao amin’ny fiombonan’ny olomasina no itomboan’ireo Fiangonana amin’ ny fiainam-panahy samihafa, eny am-pamakivakiana ny tantara eny. Ny fanomezam-pahasoavana ny tsirairay ho vavolombelon’ny fitiavan’ Andriamanitra ho an’ny olombelona dia azo ampitaina, toy ny …
  8. 2685 Ny mpanompon’ny fivavahana Ny fianakaviana kristianina no voalohan-toerana fanabeazana amin’ny fivavahana. Noho ny fianakaviana kristianina miorina amin’ny sakramentan’ ny Fanambadiana, dia manjary “Fiangonana ao an-tokantrano” izy, ka ao ny zanak’Andriamanitra no mianatra mivavaka “ao amin’ny …
  9. 2686 Ny mpanompon’ny fivavahana Ireo mpandraharaha voahosotra koa dia tompon’andraikitra amin’ny fanabeazana ny rahalahin’izy ireo sy ny anabaviny ao amin’i Kristy, amin’ny fivavahana. Amin’ny maha-mpanompon’ilay Mpiandry ondry tsara azy ireo, dia nohamasinina izy ireo mba hitarika …
  10. 2687 Ny mpanompon’ny fivavahana Betsaka amin’ireo relijiozy no manokana ny fiainan’izy ireo manontolo ho amin’ny fivavahana. Nanomboka tany an’efitr’i Ejipta, mpitoka-monina irery maro tany an’efitra sy relijiozy mpitoka-monina lehilahy sy vehivavy maro no nanolotra ny andron’izy …
  11. 2688 Ny mpanompon’ny fivavahana Ny katesezy ho an’ny ankizy, ny tanora ary ny olon-dehibe, dia mikendry mba ny Tenin’Andriamanitra no hodinihana amin’ny vavaka atao irery, hampiharina amin’ny fiainana ankehitriny amin’ny fivavahana litorzika, ary hotanana ao anaty …
  12. 2689 Ny mpanompon’ny fivavahana Ny vondrona mpivavaka , mainka moa ny “sekolim-pivavahana”, ankehitriny no iray amin’ireo famantarana sy iray amin’ireo fanoitra amin’ ny fanavaozana ny fivavahana ao amin’ny Fiangonana, raha toa ka misotro ao amin’ny tena …
  13. 2690 Ny mpanompon’ny fivavahana Omen’ny Fanahy Masina ny mpino sasany ny fanomezana ny fahendrena, ny finoana ary ny fandanjalanjana, ho amin’ity soa iombonana ity, dia ny fivavahana izany ( fitantanam-panahy ). Ireo izay nomena izany na …
  14. 2691 Ny toerana mety sy tsara amin’ny fivavahana Ny fiangonana, tranon’Andriamanitra, no toerana sahazan’ny fivavahana litorzika ho an’ny ankohonana kristianina eo amin’ny paroasy. Ny fiangonana koa no toerana manokana amin’ny fitsaohana ny fisiana marin’i Jesoa-Kristy amin’ny Sakramenta Masina. Ny fifidianana …
  15. 2692 Ny toerana mety sy tsara amin’ny fivavahana Amin’ny fivavahany, ny Fiangonana mivahiny eto an-tany dia mikambana amin’ny Fiangonan’ireo olomasina izay italahoany fanelanelanana.
  16. 2693 Ny toerana mety sy tsara amin’ny fivavahana Ireo toe-panahy samihafa manentana ny kristianina dia mandray anjara amin’ny lovam-pampianarana velona momba ny fivavahana sy mpitarika tsara tokoa ho amin’ny fiainam-panahy.
  17. 2694 Ny toerana mety sy tsara amin’ny fivavahana Ny fianakaviana kristianina no voalohan-toerana fanabeazana amin’ny fivavahana.
  18. 2695 Ny toerana mety sy tsara amin’ny fivavahana Ireo mpandraharaha voahosotra, ny fanokanam-piainana ho an’ Andriamanitra, ny katesezy, ireo vondrona mpivavaka, ny “ fitantanam-panahy ” , no miantoka ao amin’ny Fiangonana ny fanampiana ho amin’ny fivavahana.
  19. 2696 Ny toerana mety sy tsara amin’ny fivavahana Ny toerana mety sy tsara indrindra amin’ny fivavahana, dia ny efi-trano kely fivavahana natokana ho an’olona tsirairay na ho an’ny fianakaviana, ny tranon-drelijiozy mpitoka-monina, ny trano fiangonam-pivahiniana masina, ary indrindra ny trano …
  20. 2697 Ny fiainam-bavaka Ny fivavahana no ain’ny fo vaovao. Afaka manentana antsika ny fivavahana na amin’ny fotoana inona na amin’ny fotoana inona. Nefa hadinontsika Ilay izay Fiainantsika sy Manontolontsika. Noho izany, ireo Ray am-panahy, ao …
  21. 2698 Ny fiainam-bavaka Ny Lovam-pampianaran’ny Fiangonana dia manome hevitra ny mpino amin’ny fiverimberenan’ny vavaka natokana ho fanamafisana ny mivavaka lalandava. Fanao isan’andro ny sasany amin’ireny : ny vavaka maraina sy hariva, ny vavaka aloha sy …
  22. 2699 Ny fiainam-bavaka Tarihin’ny Tompo amin’ny lalana sy ny fomba izay sitraky ny Tenany ny olona tsirairay. Mamaly Azy koa ny mpino tsirairay araka ny famaritan’ny fony sy ny fanehoany manokana ny fivavahany. Ny Lovam-pampianarana …
  23. 2720 III. Ny vavaka am-po Mamporisika ny mpino ny Fiangonana, hanao ireo vavaka nalaminy ara-potoana : vavaka samihafa fanao andavanandro, Vavaka Isan’Andro, Sorona Masin’ny Alahady ary ireo fety samihafa amin’ny taona litorzika.
  24. 2721 III. Ny vavaka am-po Telo ny fomba lehibe fanehoana ny fiainam-pivavahana eo amin’ny lovam-pampianarana kristianina : ny vavaka am-bava, ny fandinihana masina ary ny vavaka am-po. Ny fanombenan-tsaina amam-po no iombonan’ireo.
  25. 2725 Ny tolom-bavaka Sady fanomezam-pahasoavana ny fivavahana no valin-teny raikitra avy amintsika. Mila ezaka lalandava ny mivavaka. Ireo mpivavaka malaza ao amin’ny Fanekem-pihavanana Taloha teo alohan’i Kristy, ary koa i Maria Renin’Andriamanitra sy ireo olomasina …
  26. 2726 I. Ireo hevitra manohitra fivavahana Amin’ny tolom-bavaka isika no manohitra, ao amin’ny tenantsika ihany sy amin’ny manodidina antsika, an’ireo fihevitra diso momba ny fivavahana . Ny sasany dia mihevitra ny fivavahana ho asa ara-pisikôlôzia tsotra ihany, ny …
  27. 2727 I. Ireo hevitra manohitra fivavahana Isika koa tokony hanohitra ireo toe-tsain’ “ny olon’ity tany ity”; tafiditra ao amintsika ireny raha tsy malina isika ; ohatra : izay voamarin’ny saina sy ny siansa ihany no marina (nefa anie …
  28. 2728 I. Ireo hevitra manohitra fivavahana Farany, ny tolona ataontsika dia tsy maintsy hanoherana an’izay tsapantsika ho tsy fahombiazantsika amin’ny fivavahana : fahakiviana manoloana ny fahamainan’ny fo, alahelo amin’ny tsy fahafoizana manontolo ho an’ny Tompo, satria “manankarem-be” [17] …
  29. 2729 Manoloana ny fahasarotan’ny fivavahana Ny fahasarotana mahazatra amin’ny fivavahantsika dia ny fihakahakan-kevitra . Mety ho mifantoka amin’ny teny sy ny dikany izany, amin’ny vavaka am-bava ; mety hifantoka lalindalina kokoa amin’Ilay izay ivavahantsika izany, amin’ny vavaka …
  30. 2730 Manoloana ny fahasarotan’ny fivavahana Ny tena marina, ny tolona anoherana ny tenantsika mangeja sy mpanjakazaka, dia ny fiambenana sy ny fahatsoran’ny fo. Rahefa manantitrantitra momba ny fiambenana i Jesoa, dia mifandray lalandava Aminy izany, amin’ny Fahatongavany, …