Miombona amin’ny Reny masin’Andriamanitra
Laharana 2681 amin’ny Katesizy
“Tsy misy afa-milaza hoe : Jesoa no Tompo, raha tsy noho ny asan’ny Fanahy Masina” (1 Kôr 12,3). Manainga antsika ny Fiangonana hiantso ny Fanahy Masina amin’ny maha-Mpampianatra anaty Azy ny fivavahana kristianina.