Mankany amin’ny votoaty
Fanoroam-pejin’ny Katesizy
-
701
Ny fanehoana an’ohatra ny Fanahy Masina
Ny voromahailala . Tamin’ny fiafaran’ny safo-drano (izay fanehoana an’ohatra ny Batemy), dia niverina ny voromahailala nalefan’i Nôe, nitondra sampahon’ôliva maitso teny am-bavany, famantarana fa azo onenana indray ny tany [47] . Rahefa …
→
-
702
III. Ny Fanahy sy ny Tenin’Andriamanitra tamin’ny andron’ny fampanantenana
Hatrany am-piandohana ka hatramin’ny “Hafenoan’ny Andro” (Gal 4,4), ny iraka iraisan’ny Teny sy ny Fanahin’ny Ray dia mijanona ho niafina , nefa miasa. Tamin’izany no nanomanan’ny Fanahin’Andriamanitra ny fotoanan’ ny Mesia, ary …
→
-
703
Tamin’ny fahariana
Ny Tenin’Andriamanitra sy ny Fofon’ainy no fiandohan’ny fisian-tena sy ny ain’ny voary manontolo [53] : “Sahaza ny Fanahy Masina ny manjaka, ny manamasina ary ny mamelon’aina ny voary, satria Andriamanitra iray fombam-pisia-maha-izy …
→
-
704
Tamin’ny fahariana
“Fa ny amin’ny olombelona, dia tamin’ny tanan’Andriamanitra ihany [izany hoe ny Zanaka sy ny Fanahy Masina] no nanamboarany azy (…) ary ny endriny ihany no nosoritany teo amin’ilay nofo namboarin’ny tanany, ka …
→
-
705
Ny Fanahin’ny fampanantenana
Ny olombelona, simban’ny fahotana sy ny fahafatesana, dia mbola “mitovy endrika amin’Andriamanitra”, amin’ny endriky ny Zanaka, saingy tsy manana ny Voninahitr’Andriamanitra izy [56] , tsy manana ny “fifanahafana”. Ny fampanantenana natao tamin’i …
→
-
706
Ny Fanahin’ny fampanantenana
Na tsy araka ny fanantenana maha-olombelona aza, dia nampanantena taranaka an’i Abrahama Andriamanitra, ho vokatry ny finoana sy ny herin’ ny Fanahy Masina [58] . Amin’io taranany io no hanasoavana ny firenena …
→
-
707
Tamin’ireo Teôfania sy Lalàna
Ireo Teôfania (fisehoan’Andriamanitra) no manazava ny lalan’ny fampanantenana, tamin’ireo patriarka hatramin’i Môizy ary tamin’i Jôsôe hatramin’ireo fahitana izay nisantatra ny fanirahana an’ireo mpaminany lehibe. Mankato lalandava ny lovam-panahy kristianina, fa ao amin’ireny …
→
-
708
Tamin’ireo Teôfania sy Lalàna
Miseho manokana amin’ny fanomezana ny Lalàna, izany fomba fanabeazan’Andriamanitra izany [65] . Nomena ho “mpitaiza sy mpanabe”, mba hitarika ny Vahoaka mankany amin’i Kristy, ny Lalàna [66] . Kanefa noho ny tsy …
→
-
709
Tamin’ny Fanjakana sy ny Sesitany
Ny Lalàna, famantarana ny fampanantenana sy ny fanekem-pihavanana, no tokony hibaiko ny fo sy ny lalàna fototry ny Vahoaka teraka avy amin’ny finoan’i Abrahama. “Raha mihaino ny feoko ianareo, sy mitandrina ny …
→
-
710
Tamin’ny Fanjakana sy ny Sesitany
Ny fanadinoana ny Lalàna sy ny fivadihana amin’ny fanekem-pihavanana dia miafara amin’ny fahafatesana : ny Sesitany izany, izay araka ny hita, dia tsy fahombiazan’ny fampanantenana, nefa ny tena marina, dia tsy fivadihana …
→
-
711
Ny fiandrasana ny Mesia sy ny Fanahiny
“Fa indro Aho, hanao zava-baovao” (Iz 43,19) : andalan-tenim-pamina-niana anankiroa no ho voasoritra amin’izany, ka ny iray momba ny fiandrasana ny Mesia, ary ny iray momba ny filazana ny Fanahy vaovao ; …
→
-
712
Ny fiandrasana ny Mesia sy ny Fanahiny
Ny toetran’ny endrik’ilay Mesia andrasana dia manomboka miseho ao amin’ny Bokin’i Emanoela [72] (“fony i Izaia nahazo fahitana ny Voninahitr’i” Kristy : Jo 12,41), indrindra ao amin’i Izaia 11,1-2 : Misy rantsana …
→
-
713
Ny fiandrasana ny Mesia sy ny Fanahiny
Voambara indrindra ao amin’ireo hiran’ny Mpanompo [73] , ny soritsoritry ny toetran’ilay Mesia. Ireo hira ireo no milaza ny hevitry ny fijalian’i Jesoa, sy manondro araka izany ny fomba handrotsahany ny Fanahy …
→
-
714
Ny fiandrasana ny Mesia sy ny Fanahiny
Izany no nahatonga an’i Kristy nisantatra ny fitoriana ny Vaovao Mahafaly tamin’ny nampiharany amin’ny Tenany ity andalan-tsoratr’i Izaia (Lk 4,18-19) [74] ity : Ato Amiko ny Fanahin’ny Tompo,fa nanosotra Ahy ny Tompo. …
→
-
715
Ny fiandrasana ny Mesia sy ny Fanahiny
Teny-marina avy amin’Andriamanitra, ireo lahatsora-paminaniana mikasika mivantana ny fanirahana ny Fanahy Masina; teny-marina izay itenenany ao am-pon’ny Vahoakany amin’ny teny fampanantenana, miaraka amin’ny fanantitranterana ny “fitiavana sy ny tsy fivadihana” [75] , …
→
-
716
Ny fiandrasana ny Mesia sy ny Fanahiny
Ny fanomanana an’ireo vahoaka “mahantra” [77] , ireo manetry tena sy ireo malemy fanahy, tena nailikilika tamin’ny fandaharana mifono mistery an’ Andriamanitr’izy ireo, ireo izay miandry ny rariny, tsy avy amin’ny olombelona …
→
-
717
Joany, Mpialoha làlana, Mpaminany sy Mpanao batemy
“Nisy lehilahy anankiray nirahin’Andriamanitra. Joany no anarany” (Jo 1,6). “ Fenon’ny Fanahy Masina hatrany an-kibon-dreniny”i Joany (Lk 1, 15) [79] , tamin’ny alalan’ny Tenan’i Kristy ihany izay vao noforonin’ny Fanahy Masina tao …
→
-
718
Joany, Mpialoha làlana, Mpaminany sy Mpanao batemy
I Joany no Elia izay tsy maintsy ho avy [81] : ny Afon’ny Fanahy Masina no mitoetra ao aminy sy “mampandeha azy [“amin’ny maha-mpialoha làlana”] eo alohan’ny”Tompo izay tamy. Ao amin’i Joany …
→
-
719
Joany, Mpialoha làlana, Mpaminany sy Mpanao batemy
“Mihoatra noho ny mpaminany” i Joany (Lk 7,26). Ao aminy ny Fanahy Masina no manatanteraka ny “tenin’ny mpaminany”. I Joany no namarana ny vanim-potoanan’ny mpaminany nosantarin’i Elia [82] . Izy no manambara …
→
-
720
Joany, Mpialoha làlana, Mpaminany sy Mpanao batemy
Farany, miaraka amin’i Joany mpanao batemy ny Fanahy Masina no misantatra, amin’ny fanambaràny izany mialoha, izay hotanterahiny miaraka amin’i Kristy sy ao amin’i Kristy : hamerina indray amin’ny olombelona, ny “fifanahafana” amin’Andriamanitra. …
→