Joany, Mpialoha làlana, Mpaminany sy Mpanao batemy

Laharana 720 amin’ny Katesizy

Farany, miaraka amin’i Joany mpanao batemy ny Fanahy Masina no misantatra, amin’ny fanambaràny izany mialoha, izay hotanterahiny miaraka amin’i Kristy sy ao amin’i Kristy : hamerina indray amin’ny olombelona, ny “fifanahafana” amin’Andriamanitra. Ny an’i Joany dia batemy ho amin’ny fibebahana, fa ny an’Ilay hanao batemy amin’ny rano sy ny Fanahy kosa no ho fahateraham-baovao[86].

“Mifalia ianao, ry ilay feno hasoavana”

Loharano ôfisialy ↗