Joany, Mpialoha làlana, Mpaminany sy Mpanao batemy

Laharana 717 amin’ny Katesizy

“Nisy lehilahy anankiray nirahin’Andriamanitra. Joany no anarany” (Jo 1,6). “ Fenon’ny Fanahy Masina hatrany an-kibon-dreniny”i Joany  (Lk 1, 15)[79], tamin’ny alalan’ny Tenan’i Kristy ihany izay vao noforonin’ny Fanahy Masina tao an-kibon’i Maria Virjiny. Ny “famangian’ ” i Maria an’i Elizabeta araka izany no nanjary famangian’Andriamanitra ny vahoakany[80].

Loharano ôfisialy ↗