Joany, Mpialoha làlana, Mpaminany sy Mpanao batemy

Laharana 718 amin’ny Katesizy

I Joany no Elia izay tsy maintsy ho avy[81] : ny Afon’ny Fanahy Masina no mitoetra ao aminy sy “mampandeha azy [“amin’ny maha-mpialoha làlana”] eo alohan’ny”Tompo izay tamy. Ao amin’i Joany Mpialoha làlana, dia ny Fanahy Masina no mamarana ny “fanomanana ny vahoaka voavonona tokoa ho an’ny Tompo” (Lk 1,17).

Loharano ôfisialy ↗