Fanoroam-pejin’ny Katesizy

Karohy amin’ny teny
  1. 2758 Ny vavaka tamin’ny Oran’i Jesoa Ny vavaka tamin’ny Oran’i Jesoa, antsoina indrindra koa hoe “ vavaka maha-mpisorona ” [46] , no mamondrona ny fitantanana manontolo ny fahariana sy ny famonjena. Avy amin’io vavaka maha-mpisorona io no nipoiran’ny …
  2. 2759 Ny vavaky ny Tompo : “Rainay!” “Indray andro, tao amin’ny toerana iray, nivavaka i Jesoa. Rahefa nitsahatra Izy, dia hoy ny iray tamin’ireo mpianany nangataka Taminy : "Tompo ô, ampianaro mivavaka izahay, tahaka ny nampianaran’i Joany ny mpianany"” …
  3. 2760 Ny vavaky ny Tompo : “Rainay!” Vetivety ihany ny fanao ara-litorzia dia namarana ny Vavaky ny Tompo tamin’ny tenim-boninahitra. Toy izao ny ao amin’ny Didaché : “Fa Anao ny hery sy ny voninahitra mandrakizay” [3] . Ny lalàm-panorenana …
  4. 2761 “Famintinana ny Evanjely manontolo” “Famintinana marina tokoa ny Evanjely manontolo ny Fivavahan’ny Tompontsika” [7] . “Tamin’ny nampitan’ny Tompo ho antsika io rijan-tenim-pivavahana io, dia nampiany hoe : “Mangataha, dia hahazo ianareo” (Jo 16,24). Ny tsirairay àry …
  5. 2762 I. Foiben’ny Soratra Masina rehetra Taorian’ny nampisehoana hoe : ahoana no maha-sakafo fototry ny fivavahana kristianina ny Salamo ? sy ny maha-fihaonana izany ao amin’ny fangatahana amin’ny Rainay ? dia hoy i Md Augustin mamarana hoe : …
  6. 2763 I. Foiben’ny Soratra Masina rehetra Ny Soratra Masina rehetra (ny Lalàna, ny Mpaminany ary ny Salamo), dia tanteraka ao amin’i Kristy [10] . Ny Evanjely io “Vaovao Mahafaly” io. Ny fanambaràna izany voalohany dia nofintinin’i Md Matio …
  7. 2764 I. Foiben’ny Soratra Masina rehetra Fitambaram-pampianaram-piainana ny toriteny teo an-Tendrombohitra, vavaka ny Fivavahan’ny Tompontsika, nefa samy anomezan’ny Fanahin’ny Tompo endrika vaovao ny faniriantsika, ireo hetsika ao anaty ireo izay mamelona ny fiainantsika. Nampianatra antsika tamin’ny teniny izany …
  8. 2765 II. “Vavaky ny Tompo” Ny fiteny mahazatra hoe : “Fivavahan’ny Tompo”, dia midika fa ny fivavahana amin’ny Raintsika dia nampianarina sy nomena antsika tamin’ny alalan’i Jesoa Tompo. Io vavaka izay azontsika avy tamin’i Jesoa io dia …
  9. 2766 II. “Vavaky ny Tompo” Kanefa tsy rijan-tenim-bavaka averimberina fotsiny no navelan’i Jesoa ho antsika [14] . Toy ny vavaka tononina rehetra, amin’ny alalan’ny Tenin’ Andriamanitra no ampianaran’ny Fanahy Masina an’ireo zanak’ Andriamanitra hivavaka amin’ny Rain’izy ireo. …
  10. 2767 III. Vavaky ny Fiangonana Io vavaka io, izay fanomezana avy amin’ireo tenin’ny Tompo tsy azo sarahina amin’ny Fanahy Masina mamelona izany ao am-pon’ny mpino no noraisin’ny Fiangonana sy nivelomany hatrany am-piandohana. Ireo ankohonam-piangonana voalohany dia nanao …
  11. 2768 III. Vavaky ny Fiangonana Araka ny Lovam-pampianarana avy amin’ny apôstôly, ny Vavaky ny Tompo dia miorim-paka indrindra amin’ny vavaka litorzika. Mampianatra antsika hanao ny fivavahantsika miaraka ho an’ny mpiray tam-po rehetra amintsika amin’ny finoana ny Tompo. …
  12. 2769 III. Vavaky ny Fiangonana Amin’ny Batemy sy ny Fankaherezana , ny fanolorana ( traditio ) ny Vavaky ny Tompo no mampahafantatra ny fahateraham-baovao amin’ny ain’Andriamanitra. Satria ny fivavahana kristianina dia ny miresaka amin’ Andriamanitra amin’ny Teny …
  13. 2770 III. Vavaky ny Fiangonana Amin’ny litorzian’ny Eokaristia ny Vavaky ny Tompo no hita fa vavaky ny Fiangonana manontolo. Eo no miharihary ny heviny feno sy ny fandairany. Noho ny Vavaky ny Tompo napetraka eo anelanelan’ny Vavaka …
  14. 2771 III. Vavaky ny Fiangonana Amin’ny Eokaristia, ny Vavaky ny Tompo no maneho koa ny toetra any am-parany any ny fangatahany. Ny vavaky ny Tompo no vavaka manokana momba ny “fotoana farany”, momba ny fotoam-pamonjena izay nanomboka …
  15. 2772 III. Vavaky ny Fiangonana Avy amin’izany finoana tsy voahozongozona izany no ipoiran’ny fanantenana, izay manainga ny tsirairay amin’ireo fangatahana fito. Manambara ny fitarainana amin’ny vanim-potoana ankehitriny ireo, izao fotoam-paharetana sy fiandrasana izao, izay mandritra izany dia …
  16. 2773 III. Vavaky ny Fiangonana Ho valin’ny fangatahan’ireo mpianany ( “ Tompo ô, ampianaro mivavaka izahay ” : Lk 11,1), no nanankinan’i Jesoa tamin’izy ireo ny vavaka fototra kristianina, dia ny Rainay izany.
  17. 2774 III. Vavaky ny Fiangonana “ Ny Vavaky ny Tompo no famintinana marina tokoa ny Evanjely manontolo ” [19] , “ ny lavorary indrindra amin’ny vavaka rehetra ” [20] . Izy no foiben’ny Soratra Masina.
  18. 2775 III. Vavaky ny Fiangonana Antsoina hoe “ Vavaky ny Tompo ” izy, satria avy amin’i Jesoa Tompo, Mpampianatra sy Môdely amin’ny fivavahantsika no nahazoantsika azy.
  19. 2776 III. Vavaky ny Fiangonana Ny Vavaky ny Tompo no vavaka tsara sy ambony indrindra amin’ny vavaky ny Fiangonana. Ampahany tsy azo esorina izy, amin’ny Vavaka isan’ andro Fankalazana an’Andriamanitra sy amin’ny fankalazana ny sakramenta firosoana ho …
  20. 2777 I. “Sahia isika manatona amim-pitokiana tanteraka” Amin’ny litorzia rômanina, asaina manao ny vavaka ny Rainay amin-kasahian-janaka ny mpiangona mankalaza ny Eokaristia ; mampiasa sy mamelabelatra amin’ny fiteny mifanahaka amin’izany koa ny litorzia tatsinanana : “Sahia matoky tanteraka”, “Ataovy …