III. Vavaky ny Fiangonana

Laharana 2767 amin’ny Katesizy

Io vavaka io, izay fanomezana avy amin’ireo tenin’ny Tompo tsy azo sarahina amin’ny Fanahy Masina mamelona izany ao am-pon’ny mpino no noraisin’ny Fiangonana sy nivelomany hatrany am-piandohana. Ireo ankohonam-piangonana voalohany dia nanao ny Vavaky ny Tompo “intelo isan’andro”[15] ho solon’ireo “Vavaka fisaorana valo ambin’ny folo” fanao amin’ny asa fitiavam-bavaka jody.

Loharano ôfisialy ↗