Ny vavaka tamin’ny Oran’i Jesoa

Laharana 2758 amin’ny Katesizy

Ny vavaka tamin’ny Oran’i Jesoa, antsoina indrindra koa hoe “vavaka maha-mpisorona”[46], no mamondrona ny fitantanana manontolo ny fahariana sy ny famonjena. Avy amin’io vavaka maha-mpisorona io no nipoiran’ny tsirin-kevitra amin’ireo fangatahana lehibe ao amin’ny Rainay.

Loharano ôfisialy ↗