Mankany amin’ny votoaty
Fanoroam-pejin’ny Katesizy
-
2266
Ny fiarovan-tena eken’ny lalàna
Ny ezaka ataon’ny Fanjakana hisakanana ny fielezan’ny fihetsika amam-pitondran-tena mandika ny zon’olombelona sy ny fitsipika fototry ny fiaraha-miainan’ny olom-pirenena, dia ilaina ampifandraisina amin’izay takìn’ny fiarovana ny soa iombonana. Manana zo sy adidy …
→
-
2267
Ny fiarovan-tena eken’ny lalàna
Nandritra ny fotoana maro dia nampiharin’ny fitondrana mahefa isan-karazany ny fanamelohana ho faty mba ho setrin’ny heloka be vava, sady noheverina ihany koa hoe sazy azo ekena, na dia toa tafahoatra ihany …
→
-
2268
Ny famonoan’olona an-tsitrapo
Raràn’ny didy fahadimy ny famonoan’olona mivantana sy an-tsitrapo , noho ny maha-fahotana lehibe azy. Ny mpamono olona sy ireo izay miara-miasa an-tsitrapo amin’ny vono olona dia manao fahotana izay miantso valifaty any …
→
-
2269
Ny famonoan’olona an-tsitrapo
Raràn’ny didy fahadimy ny tsy hanao fikasana na inona na inona hamono olona ankolaka . Raràn’ny lalàna môraly ny mamela olona iray, tsy misy antony lehibe, hisetra loza mahafaty, tahaka izany koa …
→
-
2270
Ny fanalan-jaza
Tsy maintsy hajaina sy arovana amin’ny fomba rehetra ny ain’ olombelona, manomboka amin’ny fotoanan’ny fiforonany ao am-bohoka. Manomboka amin’ny fotoana voalohan’ny fisiana ho olona, dia tokony haseho eo aminy ny fanekena ny …
→
-
2271
Ny fanalan-jaza
Nantitranterin’ny Fiangonana, nanomboka tamin’ny taonjato voalohany, ny maha-ratsy ara-môraly ny fanalan-jaza rehetra iniana atao. Tsy azo soloina ary tsy miovaova izany fampianarana izany. Ny fanalan-jaza mivantana, izany hoe iniana atao ho tanjona …
→
-
2272
Ny fanalan-jaza
Fahotana lehibe ny fiarahana manala zaza amin’ny fomba mazava. Ny fanesorana tsy hanana anjara amin’ny Fiangonana no sazy araka ny lalàna famaizana ampiharin’ny Fiangonana amin’io fandikan-dalàna manohitra ny ain’olombelona io. “Izay mahatonga …
→
-
2273
Ny fanalan-jaza
Anisan’ny singafototra mamorona ny fiaraha-monin’ny olom-pirenena sy ny fehezan-dalànany , ny zo ho velona izay tsy azo foanana amin’ny olona rehetra tsirairay tsy manan-tsiny : “Tsy maintsy hankatoavina sy hajain’ny fiaraha-monin’ny olom-pirenena …
→
-
2274
Ny fanalan-jaza
Noho ny “embryon” tsy maintsy karakaraina toy ny olona, manomboka amin’ny fiforonany ao am-bohoka, dia tsy maintsy arovana amin’ny maha-izy azy manontolo, tsaboina sy sitranina, araka izay azo atao, toy ny olona …
→
-
2275
Ny fanalan-jaza
“Azo heverina ho ara-dalàna ny fitsaboana amin’ny fandidiana ny “embryon”-n’ olombelona, raha toa izany ka manaja ny aina sy ny maha-izy manontolo an’ilay “embryon”, ary tsy mamela azy amin’ny loza mety hitranga …
→
-
2276
Ny etanazia
Mila fanajana manokana ireo izay mihena na mihaosa ny ainy. Tokony hotohanana ny olona marary na sembana mba ho afaka mivelona ara-dalàna, sady araka ny tokony ho izy no araka izay azo …
→
-
2277
Ny etanazia
Ny etanazia, na inona na inona antony sy fomba amam-pitaovana ampiasana azy, dia mifototra amin’ny fanaperan’ain’olona sembana, marary na miala aina. Tsy azo ekena ara-pitsipi-pitondran-tena izany. Tahaka izany, ny asa atao na …
→
-
2278
Ny etanazia
Ny fampijanonana ny fomba fitsaboana lafo vidy, mampidi-doza, tsy araka ny fanao na tsy mifanandrify amin’ny vokatra antenaina ho azo, dia mety ho ara-dalàna. Izany no fandavana “ny ala nenim-pitsaboana”. Tsy ny …
→
-
2279
Ny etanazia
Na dia heverina ho mananontanona aza ny fahafatesana, tsy mety hifanaraka amin’ny rariny ny mampitsahatra ny fitsaboana tsy maintsy atao mandrakariva amin’ny olona marary. Ny fampiasana ny fanafody mahadonto mba hanamaivanana ny …
→
-
2280
Ny famonoan-tena
Tompon’andraikitra amin’ny ainy ny tsirairay, eo anatrehan’ Andriamanitra izay nanome azy izany. Kanefa, Izy Andriamanitra irery no Tompo tsy refesi-mandidy amin’izany. Manana adidy isika handray izany amim-pankasitrahana sy hiaro izany ho voninahiny …
→
-
2281
Ny famonoan-tena
Fironana voa-Janahary ao amin’ny olombelona ny mitsimbina sy mampaharitra ny ainy, koa manohitra izany ny famonoan-tena, sady manohitra mafy ny fitiavana marina ny tena. Manafintohina ny fitiava-namana koa ny famonoan-tena, satria manapaka …
→
-
2282
Ny famonoan-tena
Raha mikendry ny hotahafin’ny hafa, indrindra ho an’ny tanora ny famonoan-tena, dia mampitombo kokoa ny halehiben’ny fanafintohinana. Manohitra ny lalàna môraly ny fiaraha-miasa an-tsitrapo amin’ny famonoan-tena. Ny mety hampihena ny haben’ny fahadisoana …
→
-
2283
Ny famonoan-tena
Tsy tokony hanary toky amin’ny famonjena mandrakizay ireo olona mamono tena. Azon’Andriamanitra atao ny mamorona ho azy ireny, amin’ ny lalana izay Izy irery no mahalala, ny fitahiam-pibebahana ho amin’ny famonjena. Mivavaka …
→
-
2284
Ny fanajana ny vatana sy ny fanahin’ny hafa : ny fanafintohinana
Ny fanafintohinana dia fihetsika aseho na fitondran-tena izay mitarika ny hafa hanao ratsy. Mahatonga ny tenany ho mpaka fanahy ny namany, ny olona manafintohina. Manimba ny hatsaram-panahy sy ny hitsim-po izy ; …
→
-
2285
Ny fanajana ny vatana sy ny fanahin’ny hafa : ny fanafintohinana
Manana halehibe manokana ny fanafintohinana, arakaraka ny fahefan’ireo izay mahatonga izany na amin’ny fahosan’ireo izay iharan’izany. Fahazavan-kevitra avy amin’ity teny milaza loza nolazain’ny Tompontsika ity izany : “Izay manafintohina ny anankiray amin’ireny …
→