Ny etanazia
Laharana 2276 amin’ny Katesizy
Mila fanajana manokana ireo izay mihena na mihaosa ny ainy. Tokony hotohanana ny olona marary na sembana mba ho afaka mivelona ara-dalàna, sady araka ny tokony ho izy no araka izay azo atao.