Mankany amin’ny votoaty
Fanoroam-pejin’ny Katesizy
-
2026
IV. Ny fahamasinana kristianina
Ny fahasoavan’ny Fanahy Masina, noho ny fananganana antsika ho zanaka, dia mety hanome antsika ny tena mahamendri-balisoa tokoa, araka ny fahamarinana maimaim-poana avy amin’Andriamanitra. Ny fitiavana no loharano lehibe indrindra ao amintsika, …
→
-
2027
IV. Ny fahamasinana kristianina
Tsy misy olona mety ho mendri-balisoa amin’ilay fahasoavana voalohany izay iandohan’ny fibebahana. Noho ny fahasoavam-panentanan’ny Fanahy Masina, dia mety ho mendri-balisoa isika, na ho an’ny tenantsika na ho an’ny hafa, amin’ny fahazoana …
→
-
2028
IV. Ny fahamasinana kristianina
“ Ny antso ho amin’ny hafenoam-piainana kristianina sy ho amin’ny fahalavorariam-pitiavana dia miantefa amin’izay rehetra mino an’i Kristy ” [71] . “ Tsy misy afa-tsy iray ny fetran’ny fahalavorariana kristianina, dia ny …
→
-
2029
IV. Ny fahamasinana kristianina
“ Raha misy te hanaraka Ahy, aoka izy handà ny tenany, sy hitondra ny Hazofijaliany, ka hanaraka Ahy ” (Mt 16,24).
→
-
2030
Ny Fiangonana, reny sady mpanabe
Ao amin’ny Fiangonana, amin’ny fiombonana miaraka amin’ny vita batemy rehetra, no anatanterahan’ny kristianina ny fiantsoana azy. Avy amin’ny Fiangonana no andraisany ny Tenin’Andriamanitra izay mirakitra ny fampianaran’ny “Lalànan’i Kristy” (Gal 6,2). Avy …
→
-
2031
Ny Fiangonana, reny sady mpanabe
Fanompoam-pivavahana ara-panahy, ny fiainana ara-môraly . “Manolotra ny tenantsika ho sorona velona, masina sy ankasitrahan’Andriamanitra” [73] isika, ao amin’ny Vatan’i Kristy izay irafetantsika, sy amin’ny fiombonana miaraka amin’ny fanatitry ny Eokaristiany. Amin’ny …
→
-
2032
I. Fiainana ara-môraly sy Toniam-pampianaran’ny Fiangonana
Ny Fiangonana, “andry sy fiorenan’ny fahamarinana” (1 Tim 3,15), dia “nandray avy amin’ny apôstôly ny didy malaza navelan’i Kristy ny amin’ny hanambaràna ny marina mahavonjy” [74] . “Adidin’ny Fiangonana ny manambara amin’ny …
→
-
2033
I. Fiainana ara-môraly sy Toniam-pampianaran’ny Fiangonana
Ny Fahefan’ny mpitondra Fiangonana mampianatra momba ny môraly, dia mazàna ampiasaina amin’ny katesezy sy amin’ny toriteny, omban’ny fanampian’ny asa soratry ny teôlôjianina sy ny mpanoratra boky masina. Toy izany ny fomba nampitampitana …
→
-
2034
I. Fiainana ara-môraly sy Toniam-pampianaran’ny Fiangonana
Ny Evekan’i Rôma sy ny Eveka rehetra, amin’ny maha- “mpampianatra marina azy ireo, nomena ny fahefan’i Kristy, dia mitory amin’ireo vahoaka nankinina amin’izy ireo ny finoana izay tsy maintsy ekena sy ampiharina …
→
-
2035
I. Fiainana ara-môraly sy Toniam-pampianaran’ny Fiangonana
Ny ambaratonga fara tampony fandraisana anjara amin’ny fahefan’i Kristy dia iantohan’ny fanomezam-pahasoavana tsy feteza-mandiso momba ny fampianarana . Manenika faran’izay lavitra tahaka ny tahirim-Panambaràn’Andriamanitra koa io tsy feteza-mandiso io [77] ; ary …
→
-
2036
I. Fiainana ara-môraly sy Toniam-pampianaran’ny Fiangonana
Manenika ireo didy amam-pitsipika manokana amin’ny lalàna voa-Janahary koa ny fahefan’ny Toniam-pampianarana, satria ny fitandremana azy ireny, izay takìn’ilay Mpahary, dia ilaina amin’ny famonjena. Ny Toniam-pampianaran’ny Fiangonana, amin’ny fampahatsiahivana ireo didy amin’ny …
→
-
2037
I. Fiainana ara-môraly sy Toniam-pampianaran’ny Fiangonana
Ampianarina ny mpino fa ny Lalànan’Andriamanitra, nankinina amin’ny Fiangonana, no lalan’ny fiainana sy ny fahamarinana. Noho izany, manana zo ireo mpino [80] ho ampianarina ny didin’Andriamanitra mahavonjy, izay manadio ny fisainana mandanjalanja, …
→
-
2038
I. Fiainana ara-môraly sy Toniam-pampianaran’ny Fiangonana
Amin’ny tsanganasa fampianarana sy fampiharana ny môraly kristianina, dia ilain’ny Fiangonana ny fahafoizan-tenan’ireo mpitondra azy, ny fahaizana amam-pahalalan’ireo teôlôjianina, ny anjara fanampian’ireo kristianina rehetra sy ireo olona tsara sitrapo. Ny finoana sy …
→
-
2039
I. Fiainana ara-môraly sy Toniam-pampianaran’ny Fiangonana
Toe-tsaim-panompoana ara-pirahalahiana sy fahafoizan-tena ho an’ny Fiangonana, amin’ny anaran’ny Tompo [82] , no tokony hanaovana ny andraiki-panompoana rehetra. Toy izany koa, kônsiansy mahay mitsara ara-môraly ny asan’ny tena manokana, no tokony hisorohan’ny …
→
-
2040
I. Fiainana ara-môraly sy Toniam-pampianaran’ny Fiangonana
Amin’izany no afaka hivelatra eo amin’ireo kristianina ny tena toe-tsaina maha-zanaka eo amin’ny Fiangonana . Izany no fomba tsara ivelaran’ny fahasoavan’ny Batemy izay niterahana antsika teo anivon’ny Fiangonana sy nahatonga antsika ho …
→
-
2041
II. Ny didin’ny Fiangonana
Ny didin’ny Fiangonana dia nalahatra eo amin’ny soridalana momba ny fiainana ara-môraly mifamatotra amin’ny fiainana ara-litorzia, ary mivelona amin’izany izy. Ny toetra manokana tsy maintsy atao avy amin’ ireo lalàna manan-kery didian’ny …
→
-
2042
II. Ny didin’ny Fiangonana
Ny didy voalohany (“Ny Alahady sy ny andro fety hafa voadidy hohamasinina, tsy maintsy mandray anjara amin’ny Lamesa Masina sy hifady ny asam-panompoana ny mpino”) dia mitaky ny mpino hankamasina ny andro …
→
-
2043
II. Ny didin’ny Fiangonana
Ny didy fahefatra (“Amin’ireo andro fivalozana naraikitry ny Fiangonana, ny mpino dia tsy maintsy mifady hena sy mifehy tena amin’ny fifadian-kanina”) no miantoka ny fotoanan’ny famolahan-tena sy fivalozana izay manomana antsika amin’ny …
→
-
2044
III.Fiainana ara-môraly sy fijoroana ho misiônera
Ny tsy fivadihan’ny vita batemy no toe-piainana fototra amin’ny fitoriana ny Evanjely sy amin’ny fanirahana ny Fiangonana ho amin’izao tontolo izao . Mba hampiharihary eo anatrehan’ny olona ny herim-pahamarinan’ ny hafa-pamonjena sy …
→
-
2045
III.Fiainana ara-môraly sy fijoroana ho misiônera
Satria ireo kristianina no rantsambatan’ny Vatana, izay i Kristy no Loha [89] , dia mandray anjara amin’ny fandrafetana ny Fiangonana izy ireo, amin’ny alalan’ny faharetan’ny finoan’izy ireo sy ny fomba fiainana amam-pitondran-tenan’izy …
→