IV. Ny fahamasinana kristianina

Laharana 2028 amin’ny Katesizy

“Ny antso ho amin’ny hafenoam-piainana kristianina sy ho amin’ny fahalavorariam-pitiavana dia miantefa amin’izay rehetra mino an’i Kristy”[71]. “Tsy misy afa-tsy iray ny fetran’ny fahalavorariana kristianina, dia ny tsy fananany fetra na dia iray aza”[72].

Loharano ôfisialy ↗