Fanoroam-pejin’ny Katesizy

Karohy amin’ny teny
  1. 1446 Ny sakramentan’ny famelan-keloka Nanorina ny sakramentan’ny Fivalozana i Kristy ho an’ny rantsambatany rehetra mpanota, rantsambatan’ny Fiangonany, indrindra moa ho an’ireo izay latsaka tao anatin’ny fahotana lehibe sy namery ny fahasoavan’ny Batemy tamin’izany ary nandratra ny …
  2. 1447 Ny sakramentan’ny famelan-keloka Nandritra ny taonjato nifandimby, ny endrika azo tsapain-tanana, araka ny nampiasan’ny Fiangonana io fahefana noraisina avy amin’ny Tompo io, dia niovaova be ihany. Nandritra ny taonjato voalohandohany, ny fampihavanana ny kristianina izay …
  3. 1448 Ny sakramentan’ny famelan-keloka Tamin’ny alalan’ny fiovaovàna izay nodiavin’ny fitsipika sy ny fankalazana an’ity sakramenta ity nandritra ny taonjato nifandimby, no nanavahana ny rafitra fototra iray ihany tsy miova. Manana singafototra anankiroa samy ilaina izy ; …
  4. 1449 Ny sakramentan’ny famelan-keloka Maneho ny singafototra tsy azo avela amin’ity sakramenta ity, ny rijan-teny famotsoran-keloka fampiasa ao amin’ny Fiangonana latinina : ny Rain’ny famindram-po no loharanon’ny famelana rehetra. Izy no manatanteraka ny fampihavanana ny mpanota …
  5. 1450 VII. Ny asan’ny mpivalo “Ny Fivalozana no manery ny mpanota hanaiky an-tsitrapo ny singafototra rehetra amin’izany : ao am-pony, ny fanenenana ; amin’ny vavany, ny fiekena ny fahotana ; amin’ny fihetsiny, ny fanetren-tena feno tanteraka na …
  6. 1451 Ny fanenenana Ny fanenenana no loha laharana, amin’ireo asan’ny mpivalo. Ny fanenenana dia “alahelon’ny fo sy fankahalana ny fahotana natao, omban’ny fikasana mafy tsy hanota intsony amin’ny hoavy” [43] .
  7. 1452 Ny fanenenana Raha avy amin’ny fitiavana an’Andriamanitra tiana mihoatra noho ny zavatra rehetra ny fanenenana, dia antsoina hoe “lavorary” izy (fanenenana avy amin’ny fitiavana). Ny fanenenana toy izany dia mahafaka ny fahotana madinika ; …
  8. 1453 Ny fanenenana Ny fanenenana lazaina hoe “tsy lavorary” (na “fanenenana tsara antoniny”), dia fanomezan’Andriamanitra koa, tosi-kerim-pamporisikin’ ny Fanahy Masina. Mipoitra avy amin’ny fiheverana ny haratsian’ny fahotana izy io, na avy amin’ny fahatahorana ny ho …
  9. 1454 Ny fanenenana Tsara ny manomana ny fandraisana an’ity sakramenta ity amin’ny fandinihana ny kônsiansy atao eo ambany fahazavan’ny Tenin’Andriamanitra. Ny lahatsoratra sahaza indrindra amin’izany dia tadiavina ao amin’ny Didy folo sy ao amin’ny katesezy …
  10. 1455 Fikônfesena ny fahotana Ny fikônfesena ny fahotana (fiekena), na amin’ny fomba fijery maha-olona tsotra fotsiny izao aza, dia manafaka antsika sy manamora ny fihavanantsika amin’ny hafa. Amin’ny alalan’ny fiekena no ijeren’ny olona eo anoloany ny …
  11. 1456 Fikônfesena ny fahotana Ny fikônfesena ny fahotana amin’ny Pretra dia anisan’ny ampahany tsy azo avela amin’ny sakramentan’ny Fivalozana : “Ny mpivalo, amin’ny alalan’ny kônfesy, dia tsy maintsy mitanisa ny fahotana mahafaty rehetra izay tsaroany rahefa …
  12. 1457 Fikônfesena ny fahotana Araka ny didin’ny Fiangonana, “ny mpino rehetra tonga amin’ny taona mahavory saina, dia tsy maintsy mikônfesy ny fahotana lehibe izay tsaroany, fara fahakeliny indray maka isan-taona” [50] . Ilay izay mahatsiaro tena …
  13. 1458 Fikônfesena ny fahotana Na tsy hentitra aza ny ilana ny fikônfesena ny hadisoana isan’andro (fahotana madinika), dia hafatrafaran’ny Fiangonana tokoa ny hanaovana izany [54] . Satria, ny mikônfesy matetika ny fahotana madinika no manampy antsika …
  14. 1459 Ny fanonerana Maro ny fahotana mitera-pahavoazana ho an’ny namana. Tsy maintsy manao izay azao atao mba hanonerana izany (ohatra : mamerina ny zavatra nangalarina, manarina ny lazan’izay nendrikendrehina, mitsabo ny ratra). Mitaky izany ny …
  15. 1460 Ny fanonerana Ny fivalozana izay andidian’ny mpampikônfesy dia tokony hoheverina amin’ny toerana manokana misy ny mpivalo ary tokony hikendry ny soa ho an’ny fanahiny. Tokony hifanentana araka izay azo atao amin’ny halehibe sy amin’ny …
  16. 1461 VIII. Ny mpandraharaha masina amin’ity sakramenta ity Satria nankinin’i Kristy tamin’ireo apôstôliny ny andraiki-panompoana amin’ny fampihavanana [63] , noho izany, ireo Eveka dimbin’izy ireo, sy ny Pretra mpiara-miasa amin’ny Eveka no manohy ny fampiasana io andraiki-panompoana io. Araka izany, …
  17. 1462 VIII. Ny mpandraharaha masina amin’ity sakramenta ity Mampihavana amin’Andriamanitra ny famelana ny fahotana, nefa koa mampihavana amin’ny Fiangonana. Noho izany, rariny ny fiheverana hatramin’ny ela, ny Eveka, filoha hita maso eo amin’ny Fiangonana eo an-toerana, ho manana voalohany indrindra …
  18. 1463 VIII. Ny mpandraharaha masina amin’ity sakramenta ity Misy ny fahotana sasany, indrindra ny heloka bevava, ampiharana ny sazy fanesorana tsy hanana anjara amin’ny Fiangonana, ilay famaizany amin’ny fomba henjana tokoa, izay misakana ny fandraisana sakramenta sy ny fanaovana asa …
  19. 1464 VIII. Ny mpandraharaha masina amin’ity sakramenta ity Tokony hamporisika ny mpino ny Pretra handray ny sakramentan’ny Fivalozana ary tokony hampiseho fahavononana hankalaza io sakramenta io izy ireo isaky ny mangataka izany amin’ny fomba ara-drariny ny kristianina [69] .
  20. 1465 VIII. Ny mpandraharaha masina amin’ity sakramenta ity Amin’ny fankalazana ny sakramentan’ny Fivalozana, dia tanterahin’ny Pretra ny andraiki-panompoan’ilay Mpiandry ondry Tsara izay mitady ny ondry very, ny an’ilay Samaritanina Tsara fanahy izay mitsabo ny fery, ny an’ilay Ray miandry ny …