Ny fanenenana

Laharana 1454 amin’ny Katesizy

Tsara ny manomana ny fandraisana an’ity sakramenta ity amin’ny fandinihana ny kônsiansy atao eo ambany fahazavan’ny Tenin’Andriamanitra. Ny lahatsoratra sahaza indrindra amin’izany dia tadiavina ao amin’ny Didy folo sy ao amin’ny katesezy môraly araka ireo Evanjely sy ireo Taratasin’ny apôstôly : ny toriteny teo an-Tendrombohitra, ny fampianaran’ny apôstôly[46].

Loharano ôfisialy ↗