Ny fanenenana

Laharana 1451 amin’ny Katesizy

Ny fanenenana no loha laharana, amin’ireo asan’ny mpivalo. Ny fanenenana dia “alahelon’ny fo sy fankahalana ny fahotana natao, omban’ny fikasana mafy tsy hanota intsony amin’ny hoavy”[43].

Loharano ôfisialy ↗