Fanoroam-pejin’ny Katesizy

Karohy amin’ny teny
  1. 1306 IV. Iza no mahazo mandray ity sakramenta ity ? Ny vita batemy rehetra tsy mbola nankaherezina no mahazo ary tokony handray ny sakramentan’ny Fankaherezana [136] . Satria ny Batemy, ny Fankaherezana ary ny Eokaristia dia mirafitra ho tokana ihany, koa “manana …
  2. 1307 IV. Iza no mahazo mandray ity sakramenta ity ? Ny fomba mahazatra ny latinina, hatramin’ny taonjato maro nifandimby, dia manondro ny “taona mahavory saina” ho taona azo handraisana ny Fankaherezana. Eo ambavahoanan’ny fahafatesana anefa, dia adidy ny manome ny Fankaherezana ny …
  3. 1308 IV. Iza no mahazo mandray ity sakramenta ity ? Ny firesahana indraindray ny Fankaherezana ho “sakramentan’ny fahamatorana kristianina”, dia tsy tokony hampifangaro ny taona maha-lehibe ara-pinoana sy ny taona maha-lehibe ara-pitomboana voa-Janahary, na hanadino fa ny fahasoavana amin’ny Batemy, dia fahasoavana …
  4. 1309 IV. Iza no mahazo mandray ity sakramenta ity ? Ny fanomanana amin’ny Fankaherezana, dia tsy maintsy mikendry hitondra ny kristianina mankamin’ny firaisana lalindalina kokoa amin’i Kristy, mankamin’ny fifankahazarana miaina bebe kokoa amin’ny Fanahy Masina, ny asany, ireo fanomezany ary ireo antsony, …
  5. 1310 IV. Iza no mahazo mandray ity sakramenta ity ? Mba handraisana ny Fankaherezana, tsy maintsy ao anatin’ny toe-panahy voavela heloka ny kristianina. Tokony hidodododo izy hanatona ny sakramentan’ny Fivalozana, mba hodiovina ho amin’ny fanomezana ny Fanahy Masina. Ny vavaka mafimafy kokoa …
  6. 1311 IV. Iza no mahazo mandray ity sakramenta ity ? Amin’ny Fankaherezana, toy ny amin’ny Batemy, tokony hitady fanampiana ara-panahy amin’ny ray na reny mpiantoka ny mpirotsaka ho amin’ny Fankaherezana. Mety raha ny mpiantoka azy tamin’ny Batemy ihany izany, mba hanamarika tokoa …
  7. 1312 V. Ny mpandraharaha masin’ny Fankaherezana Ny mpandraharaha masina hatrany am-piandohan’ ny Fankaherezana dia ny Eveka [143] Any amin’ny Tatsinanana , mazàna ny Pretra izay manao ny batemy no manome eo no eo avy hatrany koa ny Fankaherezana, …
  8. 1313 V. Ny mpandraharaha masin’ny Fankaherezana Amin’ny fombam-pivavahana latinina , ny Eveka no mpandraharaha masina andavanandro manam-pahefana manome ny Fankaherezana [145] . Raha amin’ny toe-javatra tsy ahafahan’ny Eveka mihitsy, na azony atao aza ny manome fahefana ara-dalàna ny …
  9. 1314 V. Ny mpandraharaha masin’ny Fankaherezana Raha misy kristianina iray eo ambavahoanan’ny fahafatesana, rahefa Pretra dia afaka manome azy ny Fankaherezana [147] . Satria, irin’ny Fiangonana mba tsy hisy na iray aza amin’ireo zanany, na mbola zaza bitika …
  10. 1315 V. Ny mpandraharaha masin’ny Fankaherezana “ Henon’ny apôstôly tao Jerosalema fa nandray ny tenin’Andriamanitra ny tao Samaria, dia nirahiny hankany i Piera sy i Joany. Nony tonga tao amin’ireo Samaritanina izy roa lahy, dia nivavaka ho azy …
  11. 1316 V. Ny mpandraharaha masin’ny Fankaherezana Manatomombana ny fahasoavana tamin’ny Batemy ny Fankaherezana ; izy no sakramenta izay manome ny Fanahy Masina mba hampiorim-paka antsika lalindalina kokoa amin’ny maha-zanak’Andriamanitra, hampi-kambana antsika mafimafy kokoa amin’i Kristy, hanamafy bebe kokoa …
  12. 1317 V. Ny mpandraharaha masin’ny Fankaherezana Ny Fankaherezana, tahaka ny Batemy, dia mampisy famantarana ara-panahy na marika tsy maty vonoina, ao amin’ny fanahin’ny kristianina ; izany no tsy ahazoana mandray ity sakramenta ity afa-tsy indray maka eo amin’ny …
  13. 1318 V. Ny mpandraharaha masin’ny Fankaherezana Any amin’ny Tatsinanana, omena eo no eo avy hatrany aorian’ny Batemy ity sakramenta ity ; arahin’ny fandraisana anjara amin’ny Eokaristia, lovam-panahy izay mampisongadina ny firaisan’ny sakramenta telo firosoana ho kristianina. Ao amin’ny …
  14. 1319 V. Ny mpandraharaha masin’ny Fankaherezana Ny mpirotsaka ho amin’ny Fankaherezana izay mahatratra ny taona mahavory saina dia tsy maintsy manambara ampahibemaso ny finoana, ao anatin’ny toe-panahy voavela heloka, manana fikasana handray ny sakramenta ary vonona hizaka ny …
  15. 1320 V. Ny mpandraharaha masin’ny Fankaherezana Ny fombam-pivavahana tsy azo avela amin’ny Fankaherezana dia ny fanosorana amin’ny diloilo masina eo amin’ny handrin’ny vita batemy, (sady eo amin’ny taovam-pandrenesana hafa koa ny any amin’ny Tatsinanana), miaraka amin’ny fametrahan-tanan’ny mpandraharaha …
  16. 1321 V. Ny mpandraharaha masin’ny Fankaherezana Raha ankalazaina misaraka amin’ny Batemy ny Fankaherezana, dia ny fanavaozana ny toky tamin’ny Batemy no anehoana amin’ny fomba manokana ny fifamatorany amin’ny Batemy. Ny fankalazana ny Fankaherezana mandritra ny Eokaristia dia manasongadina …
  17. 1322 Ny sakramentan’ny Eokaristia Ny Eokaristia Masina no manatomombana ny firosoana ho kristianina. Ireo izay nasandratry ny Batemy amin’ny fahambonian’ny maha-mpisorona manjaka, sy nataon’ny Fankaherezana mifanahaka amin’i Kristy, no ampandraisan’ny Eokaristia anjara amin’izay, miaraka amin’ny anko-honam-piangonana …
  18. 1323 Ny sakramentan’ny Eokaristia “Ny Tompontsika, tamin’ny Sakafo farany, ny alina izay nanolorana Azy, no nanorina ny soron’ny Eokaristia tamin’ny Vatana aman-dRany, mba hampaharitra ny sorona teo amin’ny Hazofijaliana mandritra ny taona rehetra mifandimby, mandra-piveriny, ary …
  19. 1324 I. Ny Eokaristia – loharano sy tampon’ny fiainan’ny Fiangonana “Loharano sy tampon’ny fiainana kristianina manontolo” ny Eokaristia [2] . “Ireo sakramenta hafa ary koa ireo andraiki-panompoana rehetra ao amin’ ny Fiangonana sy ny lahasa maha-apôstôly dia voafehy avokoa ao amin’ny Eokaristia …
  20. 1325 I. Ny Eokaristia – loharano sy tampon’ny fiainan’ny Fiangonana “Ny fiombonam-piainana amin’Andriamanitra sy ny firaisan’ny Vahoakan’Andriamanitra, izay amin’izany no maha-izy ny Fiangonana, dia ny Eokaristia no mampahafantatra izany sy manatanteraka izany. Ao aminy no hita ny tampon’ny asa, izay amin’izany no …