V. Ny mpandraharaha masin’ny Fankaherezana
Laharana 1317 amin’ny Katesizy
Ny Fankaherezana, tahaka ny Batemy, dia mampisy famantarana ara-panahy na marika tsy maty vonoina, ao amin’ny fanahin’ny kristianina ; izany no tsy ahazoana mandray ity sakramenta ity afa-tsy indray maka eo amin’ny fiainana.