Fanoroam-pejin’ny Katesizy

Karohy amin’ny teny
  1. 721 Joany, Mpialoha làlana, Mpaminany sy Mpanao batemy I Maria, ilay Tena Reny Masin’Andriamanitra, Virjiny mandrakizay, no sangan’asa amin’ny fanirahana ny Zanaka sy ny Fanahy ao anatin’ny hafenoan’ny fotoana. Sambany ao anatin’ny fandaharam-pamonjena, satria ny Fanahiny no nanomana izany, no …
  2. 722 Joany, Mpialoha làlana, Mpaminany sy Mpanao batemy Ny Fanahy Masina no nanomana an’i Maria tamin’ny fahasoavany. Mety ny maha-“feno hasoavana” ny Renin’Ilay izay “itoeran’ny Hafenoan’ny fomban’Andriamanitra ao amin’ny vatana” (Kôl 2,9). Tamin’ny fahasoavana tsy misy fahony Izy no notorontoronina …
  3. 723 Joany, Mpialoha làlana, Mpaminany sy Mpanao batemy Ao amin’i Maria no anatanterahan’ny Fanahy Masina ny fandaharana feno fitiavan’ny Ray. Amin’ny alalan’ny Fanahy Masina, ilay Virjiny no hitoe-jaza sy hiteraka ny Zanak’Andriamanitra. Manjary fahalonahana tokana aman-tany ny fahavirjiniany, noho ny …
  4. 724 Joany, Mpialoha làlana, Mpaminany sy Mpanao batemy Ao amin’i Maria no ampisehoan’ny Fanahy Masina ny Zanaky ny Ray manjary Zanaky ny Virjiny. Izy no ilay Kirihitra nirehitra manambara ny Fisehoan’Andriamanitra tanteraka : feno ny Fanahy Masina izy, dia nampiseho …
  5. 725 Joany, Mpialoha làlana, Mpaminany sy Mpanao batemy Farany, amin’i Maria no anombohan’ny Fanahy Masina mampiombona amin’i Kristy ny olombelona rehetra “fototry ny fitiavana maneho ny hatsaram-pon’Andriamanitra” [93] , aryireo manetry tena no loha laharana lalandava mandray izany : ireo …
  6. 726 Joany, Mpialoha làlana, Mpaminany sy Mpanao batemy Amin’ny fiafaran’io fanirahana ny Fanahy io, manjary “Ravehivavy”, Eva vaovao “renin’ny velona rehetra”, Renin’i “Kristy manontolo” [94] i Maria. Tahaka ny maha-eo azy miaraka amin’ny Roa ambin’ny folo lahy, “niray fo, naharitra …
  7. 727 I Kristy Jesoa Ny fanirahana manontolo ny Zanaka sy ny Fanahy Masina ao amin’ny hafenoan’ny fotoana dia mirakitra hevitra hoe ny Zanaka no ilay voahosotry ny Fanahin’ny Ray nanomboka tamin’ny Fahatongavany ho Nofo : i …
  8. 728 I Kristy Jesoa Tsy nanambara manontolo ny Fanahy Masina i Jesoa raha tsy efa nomem-boninahitra tamin’ny Fahafatesany sy ny Fitsanganany ho velona Izy. Kanefa, nasiany tsipy teny tsikelikely izany, na dia tamin’ny fampianarany ny vahoaka …
  9. 729 I Kristy Jesoa Tamin’ny nahatongavan’ny Ora izay hanomezam-boninahitra Azy ihany i Jesoa no nampanantena ny fahatongavan’ny Fanahy Masina, satria ny Fahafatesany sy ny Fitsanganany ho velona no ho fahatanterahan’ny fampanantenana natao tamin’ireo Razambe [101] : …
  10. 730 I Kristy Jesoa Farany, tonga ny Oran’i Jesoa [102] : mametraka ny fanahiny eo am-pelatanan’ ny Ray [103] i Jesoa amin’ny fotoana izay mahatonga Azy ho mpandresy ny fahafatesana amin’ny Fahafatesany, hany ka “ny fitsanganany …
  11. 731 Ny Pantekôty Ny andro Pantekôty (faran’ny herinandro fito ny Paka) no tanteraka ny Pakan’i Kristy, tamin’ny fandrotsahana ny Fanahy Masina izay naseho, nomena, nampitaina amin’ny maha-Olona-Andriamanitra : avy amin’ny Hafenoany, i Kristy, Tompo, no …
  12. 732 Ny Pantekôty Tamin’io andro io no nambara manontolo ny Trinite Masina. Hatramin’io andro io, ny Fanjakana nolazain’i Kristy dia misokatra ho an’ireo izay mino Azy : amin’ny fanetren-tenan’ny nofo sy amin’ny finoana no efa …
  13. 733 Ny Fanahy Masina – Fanomezan’Andriamanitra “Andriamanitra dia Fitiavana” (1 Jo 4,8.16), ary ny Fitiavana no fanomezana voalohany, ao aminy ny hafa rehetra. Io Fitiavana io no “narotsak’Andriamanitra ao am-pontsika tamin’ny Fanahy Masina izay nomena antsika” (Rôm 5,5).
  14. 734 Ny Fanahy Masina – Fanomezan’Andriamanitra Satria maty isika, na, fara fahakeliny, naratran’ny fahotana, ny vokatra voalohany amin’ny fanomezana ny Fitiavana dia ny famelana ny fahotantsika. Ny firaisana amin’ny Fanahy Masina (2 Kôr 13,13), ao amin’ny Fiangonana, no …
  15. 735 Ny Fanahy Masina – Fanomezan’Andriamanitra Nomeny tamin’izay ny “antoka” na “voaloham-bokatry” ny Lovantsika [108] : ny Fiainana sahala amin’ny an’ny Trinite Masina izay mitia “tahaka ny itiavany antsika” [109] . Io Fitiavana io (fitiavana araka ny 1 …
  16. 736 Ny Fanahy Masina – Fanomezan’Andriamanitra Amin’izany herin’ny Fanahy Masina izany ny zanak’Andriamanitra no afaka mamokatra. Ilay izay nanao grefy antsika tamin’ny Voaloboka tena izy, no hampitondra antsika ny “vokatry ny Fanahy dia : fitiavana, hafaliana, fiadanana, faharetana, …
  17. 737 Ny Fanahy Masina sy ny Fiangonana Ny fanirahana an’i Kristy sy ny Fanahy Masina dia tanteraka ao amin’ny Fiangonana, Vatan’i Kristy sy Tempolin’ny Fanahy Masina. Manomboka hatreo io fanirahana miaraka io, dia mampikambana ny mpinon’i Kristy miray amin’ny …
  18. 738 Ny Fanahy Masina sy ny Fiangonana Ny fanirahana ny Fiangonana akory tsy manampy ny an’i Kristy sy ny Fanahy Masina, fa izy no sakramenta amin’izany : amin’ny fisian-tenany manontolo sy ao amin’ireo rantsambatany rehetra no anirahany azy hitory …
  19. 739 Ny Fanahy Masina sy ny Fiangonana Satria ny Fanahy Masina no fanosorana an’i Kristy, dia i Kristy, Lohan’ny Vatana, no mandrotsaka Azy ao amin’ireo rantsambatany mba hamahana azy ireo, hanasitrana azy ireo, handamina azy ireo amin’ny anjara raharaha …
  20. 740 Ny Fanahy Masina sy ny Fiangonana Ireo “zava-mahagaga nataon’Andriamanitra”, atolotra ny mpino ao amin’ ireo sakramentan’ny Fiangonana, dia mitondra ny vokatr’izy ireo ao amin’ny fiainam-baovao, ao amin’i Kristy, araka ny Fanahy Masina (izany no ho fototry ny fizarana …