Joany, Mpialoha làlana, Mpaminany sy Mpanao batemy

Laharana 723 amin’ny Katesizy

Ao amin’i Maria no anatanterahan’ny Fanahy Masina ny fandaharana feno fitiavan’ny Ray. Amin’ny alalan’ny Fanahy Masina, ilay Virjiny no hitoe-jaza sy hiteraka ny Zanak’Andriamanitra. Manjary fahalonahana tokana aman-tany ny fahavirjiniany, noho ny herin’ny Fanahy sy ny finoana[90].

Loharano ôfisialy ↗