Mankany amin’ny votoaty
Fanoroam-pejin’ny Katesizy
-
501
Ny maha-virjiny an’i Maria
I Jesoa no Zanaka Lahitokan’i Maria. Kanefa ny maha-reny ara-panahy an’i Maria [163] dia ho an’ny olombelona rehetra, izay hamonjy azy ireo no nahatongavan’i Jesoa : “Hiteraka ny Zanany izy, izay ataon’Andriamanitra …
→
-
502
Ny maha-reny virjiny an’i Maria ao amin’ny fandaharan’ Andriamanitra.
Ny fijery ara-pinoana no afaka mahita ao amin’ny fifandraisana miaraka amin’ny fitambaran’ny Fanambaràna, ny antony mifono mistery izay ho amin’izany no sitrak’Andriamanitra, araka ny fandaharam-pamonjeny, hiterahan’ny virjiny ny Zanany. Ireny antony ireny …
→
-
503
Ny maha-reny virjiny an’i Maria ao amin’ny fandaharan’ Andriamanitra.
Ny maha-virjiny an’i Maria no mampiseho ny fanombohana tsy miankina na amin’inona na amin’inona ataon’Andriamanitra amin’ny Fahatongavana ho nofo. Tsy manana ho Ray afa-tsy Andriamanitra i Jesoa [165] . “Ny fomba aman-toetra …
→
-
504
Ny maha-reny virjiny an’i Maria ao amin’ny fandaharan’ Andriamanitra.
Noforonin’ny Fanahy Masina tao an-kibon’i Maria Virjiny i Jesoa, satria Izy no Ilay Adama Vaovao [167] izay misantatra ny fahariana vaovao : “Ny olombelona voalohany, avy amin’nytany, ka tany ; ny olombelona …
→
-
505
Ny maha-reny virjiny an’i Maria ao amin’ny fandaharan’ Andriamanitra.
I Jesoa, ilay Adama Vaovao, no nisantatra tamin’ny fiterahan’i virjiny Azy ny fahateraham-baovaon ’ireo zanaka atsangana ao amin’ny Fanahy Masina amin’ny alalan’ny finoana.“Ahoana no hahatongavan’izany ?” ( Lk 1,34) [169] . Ny …
→
-
506
Ny maha-reny virjiny an’i Maria ao amin’ny fandaharan’ Andriamanitra.
Virjiny i Maria satria ny maha-virjiny azy no famantarana ny fînoany “tsy simban’ny fisalasalana na dia kely aza” [171] sy ny fanoloran-tenany iray manontolo amin’ny sitrapon’Andriamanitra [172] . Ny finoany no nahatonga …
→
-
507
Ny maha-reny virjiny an’i Maria ao amin’ny fandaharan’ Andriamanitra.
Sady virjiny no reny i Maria, satria izy no endrika sy lavorary indrindra amin’ny fahatanterahan’ny Fiangonana [174] . “Manjary Reny koa ny Fiangonana, noho ny Tenin’Andriamanitra izay raisiny amim-pinoana : satria, amin’ny …
→
-
508
Ny maha-reny virjiny an’i Maria ao amin’ny fandaharan’ Andriamanitra.
Tamin’ny taranak’i Eva Andriamanitra no nifidy an’i Maria Virjiny ho Renin’ny Zanany. Noho izy “ feno hasoavana ” , dia izy no “ ilay vokatra tsara dia tsara indrindra avy amin’ny Fanavotana …
→
-
509
Ny maha-reny virjiny an’i Maria ao amin’ny fandaharan’ Andriamanitra.
Tena “ Renin’Andriamanitra ” tokoa i Maria Virjiny, satria izy no Renin’ ilay Zanaka mandrakizain’Andriamanitra tonga olombelona sady Andriamanitra rahateo koa.
→
-
510
Ny maha-reny virjiny an’i Maria ao amin’ny fandaharan’ Andriamanitra.
I Maria “ dia naharitra ho virjiny tamin’ny niforonan’ny Zanany tao am-bohoka, virjiny tamin’ny niterahany Azy, virjiny tamin’ny nitrotroany Azy, virjiny tamin’ny nampinonoany Azy, Virjiny mandrakizay ” [177] : amin’ny fisian-tenany manontolo …
→
-
511
Ny maha-reny virjiny an’i Maria ao amin’ny fandaharan’ Andriamanitra.
. “ Ny finoany sy ny fanekeny an-kalalahana no nentin’i Maria Virjiny nifarimbona tamin’ny famonjena ny olombelona ” [178] . “ Tamin’ny anaran’ny olombelona rehetra ” no nanononany ny eniny [179] . …
→
-
512
Paragrafy 3. Ny misterin’ny fiainan’i Kristy
Ireto ihany no lazain’ny Sembolin’ny finoana, raha ny momba ny fiainan’i Kristy : ny misterin’ny Fahatongavana ho nofo (niforonana tao am-bohoka sy nahaterahana) sy ny Paka (fijaliana, famantsihana tamin’ny hazofijaliana, fahafatesana, fandevenana, …
→
-
513
Paragrafy 3. Ny misterin’ny fiainan’i Kristy
Hovelabelarin’ny katesezy, araka ny toe-javatra niseho, ny harena rehetra amin’ny misterin’i Jesoa. Koa ampy aloha ny milaza eto ireo singafototra sasany iombonana amin’ny mistery manontolon’ny fiainan’i Kristy (I), mba hanoritsoritana araka izany …
→
-
514
I. Mistery avokoa ny fiainan’i Kristy
Betsaka ny zavatra izay mahafinaritra ny fahalianan’ny olombelona momba an’i Jesoa no tsy hita ao amin’ny Evanjely. Saika tsy misy voalaza ny momba ny fiainany tao Nazareta, ary na ny ampahany betsaka …
→
-
515
I. Mistery avokoa ny fiainan’i Kristy
Ny Evanjely dia nosoratan’ireo olona izay anisan’ny voalohany nanam-pinoana [181] , ka te hizara izany amin’ny hafa. Nahalala tamin’ny finoana izy ireo hoe iza moa i Jesoa, ka afaka nahita sy nampahita …
→
-
516
Ny soritra iombonan’ny misterin’i Jesoa
Fanambaràna ny Ray ny fiainan’i Kristy manontolo : ny teniny sy ny asany, ny fanginany sy ny fijaliany, ny fomba amam-pihetsiny sy ny fiteniny. Afaka milaza i Jesoa hoe : “Izay mahita …
→
-
517
Ny soritra iombonan’ny misterin’i Jesoa
Misterin’ny Fanavotana ny fiainan’i Kristy manontolo. Avy amin’ny ra nalatsany fony Izy nofantsihana teo amin’ny Hazofijaliana aloha, no nahazoantsika ny Fanavotana [187] , kanefa, miasa ao amin’ny fiainan’i Kristy manontolo io mistery …
→
-
518
Ny soritra iombonan’ny misterin’i Jesoa
Misterin’ny Famondronana ny zavatra rehetra ao amin’ny Filoha tokana , ny fiainan’i Kristy manontolo. Izay rehetra nataon’i Jesoa, nolazainy sy niaretany fijaliana, dia nanana tarigetra mba hanarenana ny olombelona lavo, ho amin’ny …
→
-
519
Ny fiombonantsika amin’ny misterin’i Jesoa
“Natokana ho an’ny olombelona rehetra ary anisan’ny soa ho an’ny tsirairay” [195] ny haren’i Kristy manontolo. Tsy nivelona ny fiainany ho an’ny Tenany ihany i Kristy, fa ho antsika , nanomboka tamin’ny …
→
-
520
Ny fiombonantsika amin’ny misterin’i Jesoa
Tamin’ny fiainany manontolo i Jesoa no nisehoany fa môdelintsika [197] : Izy no “olombelona lavorary” [198] izay mandrisika antsika mba ho tonga mpianany sy hanaraka Azy : nanome ohatra halaintsika tahaka Izy …
→