Ny maha-reny virjiny an’i Maria ao amin’ny fandaharan’ Andriamanitra.
Laharana 509 amin’ny Katesizy
Tena “Renin’Andriamanitra” tokoa i Maria Virjiny, satria izy no Renin’ ilay Zanaka mandrakizain’Andriamanitra tonga olombelona sady Andriamanitra rahateo koa.