Fanoroam-pejin’ny Katesizy

Karohy amin’ny teny
  1. 2321 Misoroka ny ady Ny fandraràna ny famonoan’olona dia tsy manafoana ny zo hiaro tena amin’ny fisakanana ny mpamely tsy ho tonga amin’ny fomba mamohehatra. Ny fiarovan-tena eken’ny lalàna dia adidy lehibe ho an’izay miandraikitra ny …
  2. 2322 Misoroka ny ady . Efa manan-jo ho velona ny zaza, manomboka amin’ny fiforonany ao am-bohoka. Ny fanalan-jaza mivantana, izany hoe iniana atao ho toy ny tanjona na ho toy ny fomba, dia “ fanao ratsy …
  3. 2323 Misoroka ny ady Noho ny “embryon” tsy maintsy karakaraina toy ny olona, manomboka amin’ny fiforonany ao am-bohoka, dia tsy maintsy arovana amin’ny maha-izy azy manontolo, tsaboina sy sitranina toy ny olona hafa rehetra izy.
  4. 2324 Misoroka ny ady .Ny etanazia atao an-tsitrapo, na ahoana na ahoana ny fomba ampiasaina ary na inona na inona antony, dia famonoan’olona tsotr’izao. Manohitra tanteraka ny hasina maha-olona sy ny fanajana an’Andriamanitra velona Mpahary azy …
  5. 2325 Misoroka ny ady .Ny famonoan-tena dia manohitra tanteraka ny fahamarinana, ny fanantenana ary ny fitiavana. Voararan’ny didy fahadimy izany.
  6. 2326 Misoroka ny ady Anisan’ny fahotana lehibe ny fanafintohinana, raha mitarika an-tsitrapo hanao fahotana lehibe, noho ny asa atao na tsy natao.
  7. 2327 Misoroka ny ady .Noho ireo fahavoazana amam-pahoriana sy tsy rariny ateraky ny ady rehetra, tsy maintsy ataontsika izay rehetra azo atao amim-pahendrena hisorohana izany. Hoy ny vavaky ny Fiangonana : “ Amin’ny mosary sy ny …
  8. 2328 Misoroka ny ady Ambaran’ny Fiangonana sy ny sain’ny olombelona fa manan-kery lalandava ny lalàna môraly mandritra ny ady ampiasana fitaovam-piadiana. Heloka bevava ny asa amam-pihetsika rehetra iniana atao manohitra ny zon’ny olona sy ny fitsipi-pitondran-tena …
  9. 2329 Misoroka ny ady “ Ny fifaninanana mampiasa fitaovam-piadiana dia loza faran’izay mampitebiteby ny olombelona rehetra sy mamohehatra ny mahantra amin’ ny fomba tsy azo leferina ” [81] .
  10. 2330 Misoroka ny ady “ Sambatra ireo mpampihavana, fa hantsoina hoe zanak’Andriamanitra izy ireo ” (Mt 5,9).
  11. 2331 I. “Lehilahy sy vehivavy no nahariany azy ireo…” “Andriamanitra dia fitiavana, ka ao amin’ny Tenany ihany Izy no miaina ny misterin’ny fiombonana sy ny fitiavana. Tamin’ny nahariany ny maha-olombelona ny lehilahy sy ny vehivavy hitovy endrika Aminy (...) no nandraiketany …
  12. 2332 I. “Lehilahy sy vehivavy no nahariany azy ireo…” Miseho amin’ny lafiny rehetra momba ny olombelona ny maha-lahy na maha-vavy , ao amin’ny firaisan’ny vatany sy ny fanahiny. Mahakasika manokana ny fihetseham-po, ny herim-pahazoana amam-pahaizana mitia sy miteraka, ary, amin’ny ankapobeny, …
  13. 2333 I. “Lehilahy sy vehivavy no nahariany azy ireo…” Anjaran’ny tsirairay, lehilahy sy vehivavy, ny mamantatra sy ny manaiky ny maha-izy azy ho lehilahy na ho vehivavy. Ny faha-samy hafa sy ny fifamenoana ara-batana, ara-tsaina ary ara-panahy, dia atodika any amin’ny …
  14. 2334 I. “Lehilahy sy vehivavy no nahariany azy ireo…” “Raha vao nahary ny olombelona ho lehilahy sy ho vehivavy Andriamanitra, dia efa nomeny fahamendrehana mitovy izy tsirairay avy na ny lehilahy na ny vehivavy” [3] . “Olona ny olombelona ary mitovy …
  15. 2335 I. “Lehilahy sy vehivavy no nahariany azy ireo…” Ny olona tsirairay na ny lehilahy na ny vehivavy, izay mitovy fahamendrehana, na dia samy hafa fomba aza, dia endriky ny herin’ Andriamanitra sy ny hamamim-pitiavany. Ny firaisan’ny lehilahy sy ny vehivavy …
  16. 2336 I. “Lehilahy sy vehivavy no nahariany azy ireo…” Tonga hampody ny zavaboary amin’ny toe-pahadiovany tany am-piandohana i Jesoa. Tamin’ny toriteny teo an-Tendrombohitra Izy no nanazava tamin’ny fomba mazava sy hentitra ny fandaharan’ Andriamanitra: “Efa renareo fa voalaza hoe : "Tsy …
  17. 2337 II. Ny fiantsoan’Andriamanitra ho amin’ny fahadiovam-pitiavana Ny dikan’ny hoe fahadiovam-pitiavana dia fampiraisana manontolo sy lavorary ny maha-lahy na ny maha-vavy ny olona ao amin’ny tenany, ary avy amin’izany no miray tanteraka ao aminy ny vatana sy ny fanahy …
  18. 2338 Ny fahadiovan-toetra tsy misy tomika ny olona Ny olona madio fitiavana dia mampaharitra ny fahadiovan-toetra tsy misy tomika ny herin’aina sy ny herim-pitiavana napetraka ao aminy. Io fahadiovan-toetra tsy misy tomika io no miantoka ny maha-iray tsy mivaky ny …
  19. 2339 Ny fahadiovan-toetra tsy misy tomika ny olona Misy fianarana mifehy tena ny fahadiovam-pitiavana, izay fampianarana amam-panabeazana momba ny fahafahan’ny olombelona. Mazava ny safidy atao : na ny olona mifehy ny firehetam-pony ka mahazo ny fiadanana, na izy mety handevozin’izany …
  20. 2340 Ny fahadiovan-toetra tsy misy tomika ny olona Ilay izay te haharitra tsy hivadika amin’ny fanomezan-toky tamin’ny Bateminy sy hanohitra ny fakam-panahy, dia hitandrina amin’ny fampiasana ny fomba sahaza izany : ny fahalalana ny tena, ny fizàrana mamola-tena araka ny …