Misoroka ny ady

Laharana 2322 amin’ny Katesizy

. Efa manan-jo ho velona ny zaza, manomboka amin’ny fiforonany ao am-bohoka. Ny fanalan-jaza mivantana, izany hoe iniana atao ho toy ny tanjona na ho toy ny fomba, dia “fanao ratsy”[80], tena manohitra ny lalàna môraly. Ny fanesorana tsy hanana anjara amin’ny Fiangonana no sazy araka ny lalàna famaizana ampiharin’ny Fiangonana amin’io fandikan-dalàna manohitra ny ain’olombelona io.

Loharano ôfisialy ↗