← Lohahevitra rehetra

Maria

Laharana 47

  1. 967 … izy no Renintsika ao amin’ny fandaharam-pahasoavana. Noho ny firaiketany tanteraka amin’ny sitrapon’ny Ray, amin’ny tsanganasam-panavotan’ny Zanany, amin’ny fanentanana manontolo ny Fanahy Masina, i Maria Virjiny ho an’ny Fiangonana no môdely amin’ny finoana sy ny fitiavana. Amin’izany, izy no …
  2. 968 … izy no Renintsika ao amin’ny fandaharam-pahasoavana. Kanefa ny anjara asany raha oharina amin’ny Fiangonana sy amin’ny olombelona manontolo, dia mbola lasa lavidavitra kokoa. “Izy no nitondra teo amin’ny tsanganasan’ny Mpamonjy, ny fiaraha-miasa tanteraka tsy manan-tsahala, tamin’ny alalan’ny fanekeny, …
  3. 969 … izy no Renintsika ao amin’ny fandaharam-pahasoavana. “Izany maha-reny an’i Maria ao anatin’ny fitantanam-pahasoavana izany, nanomboka tamin’ny fankatoavana izay nasehony tamin’ny alalan’ny finoany, ny andron’ny Filazana, ary mbola notanany tao anatin’ny herim-po teo am-pototry ny Hazofijaliana, dia mitohy tsy …
  4. 970 … izy no Renintsika ao amin’ny fandaharam-pahasoavana. “Ny anjara asa maha-Reny an’iMaria eo anatrehan’ny olombelona anefa, tsy manakona ary tsy mampihena kely akory ny maha-mpanelanelana tokana an’i Kristy: vao mainka aza mampiseho ny heriny izany. Satria ny fihatran’ny hery …
  5. 971 II. Ny fanajana am-bavaka an’i Virjiny Masin a “ Antsoin’ny taranaka rehetra hoe sambatra aho ” (Lk 1,48) : “Ny fitiavan-kanaja am-bavaka ataon’ny Fiangonana amin’ny Virjiny Masina, dia tafiditra ao anatin’ny fanompoam-pivavahana kristianina” [530] . Ny Virjiny Masina dia “omen’ny …
  6. 972 III. Maria – sarimasina maneho ny Fiangonana any am-parany any Rahefa avy niresaka ny amin’ny Fiangonana, ny amin’ny fiandohany, ny amin’ny fanirahana azy ary ny amin’ny anjara fiafarany, dia tsy ho haintsika ny tsy hamarana metimety kokoa raha tsy manopy maso any …
  7. 973 III. Maria – sarimasina maneho ny Fiangonana any am-parany any Teo am-panononana ny “Aoka anie ho tanteraka amiko” tamin’ny Filazana sy teo am-panolorana ny fanekeny ny misterin’ny Fahatongavana ho Nofo i Maria dia efa niara-niasa sahady tamin’ny tsanganasa manontolo izay tsy maintsy …
  8. 974 III. Maria – sarimasina maneho ny Fiangonana any am-parany any I Maria Virjiny Masina Indrindra, nony tapitra ny androm-piainany teto an-tany, dia nakarina vatana sy fanahy ao amin’ny voninahitra any an-danitra, izay any Izy no efa mandray anjara sahady amin’ny voninahitry ny …
  9. 975 III. Maria – sarimasina maneho ny Fiangonana any am-parany any “ Mino isika fa ny Reny Masin’Andriamanitra Indrindra, Eva vaovao, Renin’ny Fiangonana, dia manohy any an-danitra ny anjara asa maha-Reny azy eo anatrehan’ny rantsambatan’i Kristy ” [536] .
  10. 2617 Ny vavak’i Maria Virjiny Ny vavak’i Maria dia nambara tamintsika teo am-piandohan’ny hafenoan’ ny fotoana. Talohan’ny Fahatongavan’ny Zanak’Andriamanitra ho nofo sy talohan’ny firotsahan’ny Fanahy Masina, ny fivavahany no niara-niasa tamin’ny fomba tokana aman-tany tamin’ny fandaharana feno …
  11. 2673 Miombona amin’ny Reny masin’Andriamanitra Amin’ny vavaka, ny Fanahy Masina no mampiray antsika amin’ny Tenan’ ny Zanaka Lahitokana, amin’ny maha-Olombelona nomem-boninahitra Azy. Amin’ny alalan’io Tenany io sy ao Aminy ny fivavahana amin’ny maha-zanaka antsika no miombona ao …
  12. 2674 Miombona amin’ny Reny masin’Andriamanitra Ny maha-Reny an’i Maria, izay nanomboka tamin’ny fanekena amim-pinoana, ny andron’ny “Filazana”, ary voatanany tsy nisy fisalasalana hatreo am-pototry ny Hazofijaliana, dia miitatra tsy miato amin’ny rahalahy sy anabavin’ny Zanany “mbola ety …
  13. 2675 Miombona amin’ny Reny masin’Andriamanitra Miainga avy amin’izany fiaraha-miasa manokana eo amin’i Maria sy ny asan’ny Fanahy Masina izany no nampiroboroboan’ireo Fiangonana ny fangatahana atao amin’ny Reny masin’Andriamanitra, amin’ny fampifantohana izany amin’ny Tenan’i Kristy naseho miharihary tao …
  14. 2676 Miombona amin’ny Reny masin’Andriamanitra Ao amin’ny vavaka hoe “Arahaba, ry Maria”, no ahitana amin’io fihetsika anankiroa amin’ny fangatahana amin’i Maria io ny fomba fiteny maneho tombon-tsoa manokana : “ Arahaba ry Maria (Mifalia ianao, ry Maria). …
  15. 2677 Miombona amin’ny Reny masin’Andriamanitra “ Masina Maria, Renin’Andriamanitra, mivavaha ho anay ... ” Miaraka amin’i Elizabeta isika no mitolagaga hoe :”Avy aiza amiko izao no mba vangian’ny Renin’ny Tompoko aho ?” (Lk 1,43). Sady Renin’Andriamanitra no …
  16. 2678 Miombona amin’ny Reny masin’Andriamanitra Ny fitiavam-bavaka tamin’ny taonjato antenatenany tany Andrefana dia nampandroso ny fivavahana Raozery, ho solon’ny Vavaka Isan’Andro, ho an’ny vahoaka. Tany Atsinanana, ny vavaka litania amin’ny “Acathiste” sy amin’ny “Paraclisis” no nijanona ho …
  17. 2679 Miombona amin’ny Reny masin’Andriamanitra I Maria no Mpivavaka lavorary, endriky ny Fiangonana. Rahefa mangataka aminy isika, dia mifikitra mafy miaraka aminy amin’ny fandaharan’ny Ray, izay naniraka ny Zanany mba hamonjy ny olombelona rehetra. Toy ilay mpianatra …