Miombona amin’ny Reny masin’Andriamanitra

Laharana 2673 amin’ny Katesizy

Amin’ny vavaka, ny Fanahy Masina no mampiray antsika amin’ny Tenan’ ny Zanaka Lahitokana, amin’ny maha-Olombelona nomem-boninahitra Azy. Amin’ny alalan’io Tenany io sy ao Aminy ny fivavahana amin’ny maha-zanaka antsika no miombona ao amin’ny Fiangonana miaraka amin’ny Renin’i Jesoa[21].

Loharano ôfisialy ↗