← Lohahevitra rehetra

Eokaristia

Laharana 98

  1. 1412 VII. Ny Eokaristia – “antoky ny voninahitra ho avy” .Ny famantarana tena ilaina amin’ny sakramentan’ny Eokaristia, dia ny mofo vita amin’ny varimbazaha sy ny divay avy amin’ny voaloboka, izay amin’ireo no iantsoana ny tsodranon’ny Fanahy Masina ary tononin’ny Pretra ny teny …
  2. 1413 VII. Ny Eokaristia – “antoky ny voninahitra ho avy” .Amin’ny fankamasinana no tanteraka ny fiovam-pisia-maha-izy ny mofo sy ny divay ho Vatana aman-dRan’i Kristy. Izy Kristy mihitsy, velona sy be voninahitra, tsy hita mivantana amin’ny endriky ny mofo sy ny divay …
  3. 1414 VII. Ny Eokaristia – “antoky ny voninahitra ho avy” .Amin’ny maha-sorona ny Eokaristia, dia atolotra koa izy ho fanonerana ny fahotan’ny velona sy ny nodimandry, ary mba hahazoana avy amin’Andriamanitra ny soa ara-panahy na ara-nofo.
  4. 1415 VII. Ny Eokaristia – “antoky ny voninahitra ho avy” Izay te handray an’i Kristy amin’ny kômonion’ny Eokaristia, dia tsy maintsy ao anatin’ny toe-panahy voavela heloka. Izay olona mahatsiaro tena fa manana fahotana mahafaty, dia tsy mahazo miroso amin’ny Eokaristia izy raha …
  5. 1416 VII. Ny Eokaristia – “antoky ny voninahitra ho avy” .Ny fiombonana masina amin’ny Vatana aman-dRan’i Kristy dia mampitombo ny firaisan’ny mpandray amin’ny Tompo, manafaka azy amin’ny fahotana madinika sy miaro azy amin’ny fahotana lehibe. Noho ny fatoram-pifankatiavana mihamafy hery eo amin’ny …
  6. 1417 VII. Ny Eokaristia – “antoky ny voninahitra ho avy” .Ampirisihan’ny Fiangonana fatratra ny mpino mba handray ny kômonio masina rahefa mandray anjara amin’ny fankalazana ny Eokaristia izy ireo ; didiany izy ireo hanao izany fara fahakeliny indray maka isan-taona.
  7. 1418 VII. Ny Eokaristia – “antoky ny voninahitra ho avy” .Satria ny Tenan’i Kristy mihitsy no misy eo amin’ny sakramentan’ny ôtely, tsy maintsy hajaina amin’ny fombam-pivavahana fitsaohana Izy. “ Ny famangiana ny Sakramenta Masina Indrindra no porofom-pankasitrahana, famantaram-pitiavana ary adidim-pitsaohana amin’i Kristy …
  8. 1419 VII. Ny Eokaristia – “antoky ny voninahitra ho avy” .I Kristy, tamin’ny fialany teto amin’izao tontolo izao ho any amin’ny Ray, no nanome antsika ao amin’ny Eokaristia ny antoky ny voninahitra eo Akaikiny : ny fandraisana anjara amin’ny Sorona Masina no …