VII. Ny Eokaristia – “antoky ny voninahitra ho avy”

Laharana 1418 amin’ny Katesizy

.Satria ny Tenan’i Kristy mihitsy no misy eo amin’ny sakramentan’ny ôtely, tsy maintsy hajaina amin’ny fombam-pivavahana fitsaohana Izy. “Ny famangiana ny Sakramenta Masina Indrindra no porofom-pankasitrahana, famantaram-pitiavana ary adidim-pitsaohana amin’i Kristy Tompontsika”[109].

Loharano ôfisialy ↗