Tsy hisy intsony Fanambaràna hafa

Laharana 70 amin’ny Katesizy

Ankoatra ny porofo izay omen’ny Tenan’Izy Andriamanitra ao amin’ireo zavaboary, dia naneho ny Tenany ihany koa Izy tamin’ireo voalohan-dray aman-drenintsika. Niresaka tamin’izy ireo Izy,ary taorian’ny fahalavoana dia nampanantena famonjena[55] tamin’izy ireo sy nanolotra ny fanekem-pihavanany tamin’izy ireo.

Loharano ôfisialy ↗