Fanoroam-pejin’ny Katesizy

Karohy amin’ny teny
  1. 2678 Miombona amin’ny Reny masin’Andriamanitra Ny fitiavam-bavaka tamin’ny taonjato antenatenany tany Andrefana dia nampandroso ny fivavahana Raozery, ho solon’ny Vavaka Isan’Andro, ho an’ny vahoaka. Tany Atsinanana, ny vavaka litania amin’ny “Acathiste” sy amin’ny “Paraclisis” no nijanona ho …
  2. 2679 Miombona amin’ny Reny masin’Andriamanitra I Maria no Mpivavaka lavorary, endriky ny Fiangonana. Rahefa mangataka aminy isika, dia mifikitra mafy miaraka aminy amin’ny fandaharan’ny Ray, izay naniraka ny Zanany mba hamonjy ny olombelona rehetra. Toy ilay mpianatra …
  3. 2680 Miombona amin’ny Reny masin’Andriamanitra Amin’ny Ray indrindra no avantana ny fivavahana ; tahaka izany koa, mivantana amin’i Jesoa ny fivavahana, indrindra amin’ny fiantsoana ny Anarany masina hoe : “ Jesoa, Kristy, Zanak’Andriamanitra, Tompo, mamindrà fo aminay, …
  4. 2681 Miombona amin’ny Reny masin’Andriamanitra “ Tsy misy afa-milaza hoe : Jesoa no Tompo, raha tsy noho ny asan’ny Fanahy Masina ” (1 Kôr 12,3). Manainga antsika ny Fiangonana hiantso ny Fanahy Masina amin’ny maha-Mpampianatra anaty Azy …
  5. 2682 Miombona amin’ny Reny masin’Andriamanitra Noho ny fiarahany miasa manokana amin’ny asan’ny Fanahy Masina, dia tian’ny Fiangonana ny miombom-bavaka amin’i Maria Virjiny, mba hankalaza miaraka aminy ny zava-dehibe notanterahin’Andriamanitra tao aminy, sy mba hanankina aminy ny fitalahoana …
  6. 2683 Ny vavolombelona zavon-tany Ireo vavolombelona izay nialoha antsika any amin’ny Fanjakan’ Andriamanitra [30] , indrindra ireo izay ankatoavin’ny Fiangonana ho “olomasina”, dia mandray anjara amin’ny lovam-panahy velona momba ny fivavahana, amin’ny alalan’ny oha-piainan’izy ireo, amin’ny …
  7. 2684 Ny vavolombelona zavon-tany Ao amin’ny fiombonan’ny olomasina no itomboan’ireo Fiangonana amin’ ny fiainam-panahy samihafa, eny am-pamakivakiana ny tantara eny. Ny fanomezam-pahasoavana ny tsirairay ho vavolombelon’ny fitiavan’ Andriamanitra ho an’ny olombelona dia azo ampitaina, toy ny …
  8. 2685 Ny mpanompon’ny fivavahana Ny fianakaviana kristianina no voalohan-toerana fanabeazana amin’ny fivavahana. Noho ny fianakaviana kristianina miorina amin’ny sakramentan’ ny Fanambadiana, dia manjary “Fiangonana ao an-tokantrano” izy, ka ao ny zanak’Andriamanitra no mianatra mivavaka “ao amin’ny …
  9. 2686 Ny mpanompon’ny fivavahana Ireo mpandraharaha voahosotra koa dia tompon’andraikitra amin’ny fanabeazana ny rahalahin’izy ireo sy ny anabaviny ao amin’i Kristy, amin’ny fivavahana. Amin’ny maha-mpanompon’ilay Mpiandry ondry tsara azy ireo, dia nohamasinina izy ireo mba hitarika …
  10. 2687 Ny mpanompon’ny fivavahana Betsaka amin’ireo relijiozy no manokana ny fiainan’izy ireo manontolo ho amin’ny fivavahana. Nanomboka tany an’efitr’i Ejipta, mpitoka-monina irery maro tany an’efitra sy relijiozy mpitoka-monina lehilahy sy vehivavy maro no nanolotra ny andron’izy …
  11. 2688 Ny mpanompon’ny fivavahana Ny katesezy ho an’ny ankizy, ny tanora ary ny olon-dehibe, dia mikendry mba ny Tenin’Andriamanitra no hodinihana amin’ny vavaka atao irery, hampiharina amin’ny fiainana ankehitriny amin’ny fivavahana litorzika, ary hotanana ao anaty …
  12. 2689 Ny mpanompon’ny fivavahana Ny vondrona mpivavaka , mainka moa ny “sekolim-pivavahana”, ankehitriny no iray amin’ireo famantarana sy iray amin’ireo fanoitra amin’ ny fanavaozana ny fivavahana ao amin’ny Fiangonana, raha toa ka misotro ao amin’ny tena …
  13. 2690 Ny mpanompon’ny fivavahana Omen’ny Fanahy Masina ny mpino sasany ny fanomezana ny fahendrena, ny finoana ary ny fandanjalanjana, ho amin’ity soa iombonana ity, dia ny fivavahana izany ( fitantanam-panahy ). Ireo izay nomena izany na …
  14. 2691 Ny toerana mety sy tsara amin’ny fivavahana Ny fiangonana, tranon’Andriamanitra, no toerana sahazan’ny fivavahana litorzika ho an’ny ankohonana kristianina eo amin’ny paroasy. Ny fiangonana koa no toerana manokana amin’ny fitsaohana ny fisiana marin’i Jesoa-Kristy amin’ny Sakramenta Masina. Ny fifidianana …
  15. 2692 Ny toerana mety sy tsara amin’ny fivavahana Amin’ny fivavahany, ny Fiangonana mivahiny eto an-tany dia mikambana amin’ny Fiangonan’ireo olomasina izay italahoany fanelanelanana.
  16. 2693 Ny toerana mety sy tsara amin’ny fivavahana Ireo toe-panahy samihafa manentana ny kristianina dia mandray anjara amin’ny lovam-pampianarana velona momba ny fivavahana sy mpitarika tsara tokoa ho amin’ny fiainam-panahy.
  17. 2694 Ny toerana mety sy tsara amin’ny fivavahana Ny fianakaviana kristianina no voalohan-toerana fanabeazana amin’ny fivavahana.
  18. 2695 Ny toerana mety sy tsara amin’ny fivavahana Ireo mpandraharaha voahosotra, ny fanokanam-piainana ho an’ Andriamanitra, ny katesezy, ireo vondrona mpivavaka, ny “ fitantanam-panahy ” , no miantoka ao amin’ny Fiangonana ny fanampiana ho amin’ny fivavahana.
  19. 2696 Ny toerana mety sy tsara amin’ny fivavahana Ny toerana mety sy tsara indrindra amin’ny fivavahana, dia ny efi-trano kely fivavahana natokana ho an’olona tsirairay na ho an’ny fianakaviana, ny tranon-drelijiozy mpitoka-monina, ny trano fiangonam-pivahiniana masina, ary indrindra ny trano …
  20. 2697 Ny fiainam-bavaka Ny fivavahana no ain’ny fo vaovao. Afaka manentana antsika ny fivavahana na amin’ny fotoana inona na amin’ny fotoana inona. Nefa hadinontsika Ilay izay Fiainantsika sy Manontolontsika. Noho izany, ireo Ray am-panahy, ao …