Mankany amin’ny votoaty
Fanoroam-pejin’ny Katesizy
-
2631
II. Ny vavaka fangatahana
Ny fangataham-pamelana no fihetsika voalohany amin’ny vavaka fangatahana (jereo ilay poblikanina : “Mamindrà fo amiko fa mpanota aho”, Lk 18,13). Izy no mialoha amin’ny vavaka marina sy madio tsy misy fahony. Ny …
→
-
2632
II. Ny vavaka fangatahana
Ny fangatahana kristianina dia miompana amin’ny faniriana sy ny fikatsahana ny Fanjakan’Andriamanitra izay ho tonga, araka ny fampianaran’i Jesoa [111] . Misy ambaratonga amin’ireo fangatahana : voalohany, ny Fanjakan’Andriamanitra, manaraka izany, izay …
→
-
2633
II. Ny vavaka fangatahana
Rahefa mandray anjara toy izany amin’ny fitiavana mahavonjy avy amin’ Andriamanitra, dia mahazo an-tsaina fa ny filana rehetra dia mety hanjary fototry ny fangatahana. I Kristy izay nizaka tao Aminy ny zavatra …
→
-
2634
III. Ny vavaka fitalahoana
Ny fitalahoana dia vavaka fangatahana izay mahatonga ny fivavahantsika hitovy akaiky amin’ny vavak’i Jesoa. Izy no Mpanalalana tokana eo akaikin’ ny Ray mba ho an’ny olombelona rehetra, singanina manokana ny mpanota [117] …
→
-
2635
III. Ny vavaka fitalahoana
Ny mitalaho, ny mangataka ho an’ny hafa, nanomboka tamin’i Abrahama, dia toetran’ny fo manokana mifanaraka amin’ny famindram-pon’ Andriamanitra. Ao anatin’ny fotoanan’ny Fiangonana, ny fitalahoana kristianina dia mandray anjara amin’ny an’i Kristy : …
→
-
2636
III. Ny vavaka fitalahoana
Niaina fatratra izany endrika fifampizàrana izany ny ankohonam-piangonana kristianina voalohany [119] . Nampandray anjara azy ireo toy izany i Paoly apôstôly tamin’ny andraiki-panompoany ny Evanjely [120] , nefa mitalaho koa ho azy …
→
-
2637
IV. Ny vavaka fisaorana
Ny fisaorana no mamaritra mazava ny vavaky ny Fiangonana, izay mampiseho sy mahatonga bebe kokoa ny maha-izy azy, amin’ny fankalazana ny Eokaristia. Satria, i Kristy, amin’ny tsanganasam-pamonjena, no manafaka ny zavaboary amin’ny …
→
-
2638
IV. Ny vavaka fisaorana
Toy ny amin’ny vavaka fangatahana, mety hanjary fanati-pisaorana avokoa ny zava-miseho rehetra sy ny filana rehetra. Manomboka sy mifarana matetika amin’ny fisaorana ny taratasin’i Md Paoly, ary ao amin’izany lalandava i Jesoa …
→
-
2639
V. Ny vavaka fiderana
Ny fiderana no endri-bavaka izay manaiky eo no eo mivantana fa Andriamanitra no Andriamanitra. Mihira Azy ho an’ny Tenany ihany ny fiderana, manome voninahitra Azy, any ambadik’izay ataon’Izy Andria-manitra, satria IZY NO …
→
-
2640
V. Ny vavaka fiderana
Nolazain’i Md Lioka matetika ao amin’ny Evanjeliny ny figagana sy ny fiderana manoloana ny zava-mahagaga nataon’i Kristy, ary nomarihiny koa ao amin’ny Asan’ny apôstôly fa asan’ny Fanahy Masina ireny : ny ankohonam-piangonana …
→
-
2641
V. Ny vavaka fiderana
“Salamo sy hira aman-tonon-kira masina no ifampiresaho ; ihirao sy ankalazao amin’ny fonareo manontolo ny Tompo” (Efez 5,19) [128] . Tahaka ireo mpanoratry ny Testamenta Vaovao notsilovin’Andriamanitra, mamerina mamaky ny bokin-tSalamo ny …
→
-
2642
V. Ny vavaka fiderana
Ny Fanambaràna “avy amin’izay tsy maintsy ho tonga ato ho ato”, ny Apôkalipsa, dia aseho amin’ny tonon-kiran’ny litorzian’ny lanitra [131] , nefa koa amin’ny alalan’ny fitalahoan’ireo “vavolombelona” (martiry) [132] . Ny mpaminany …
→
-
2643
V. Ny vavaka fiderana
Ny Eokaristia no mirakitra sy maneho ny endrika rehetra amin’ny vavaka : izy no “fanatitra madio tsy misy fahony ” ny Vatan’i Kristy manontolo ho voninahitry ny anarany [136] ; izy no …
→
-
2644
V. Ny vavaka fiderana
Ny Fanahy Masina, izay mampianatra ny Fiangonana sy mampahatsiahy azy izay rehetra nolazain’i Jesoa, dia manabe azy koa amin’ny fiainam-bavaka, amin’ny famoahana fomba fiteny izay mihavao eo anivon’ny fomba fanao maharitra : …
→
-
2645
V. Ny vavaka fiderana
Satria Andriamanitra no mitsodrano ny fon’ny olombelona, dia afaka misaotra Azy izay loharanon’ny tsodrano rehetra koa ny fon’ny olombelona.
→
-
2646
V. Ny vavaka fiderana
Ny fototry ny vavaka fangatahana dia ny famelan-keloka sy ny fikatsahana ny Fanjakan’Andriamanitra, tahaka izany koa izay rehetra tena ilaina.
→
-
2647
V. Ny vavaka fiderana
Ny vavaka fitalahoana dia miompana amin’ny fangatahana ny soa ho an’ny hafa. Tsy misy fetrany manasaraka izany ary mipaka hatrany amin’ireo fahavalo.
→
-
2648
V. Ny vavaka fiderana
Ny hafaliana rehetra mbamin’ny fijaliana rehetra, ny zava-miseho rehetra mbamin’ny zavatra rehetra ilaina, dia azo anaovana fisaorana avokoa izay tokony hanenika ny fiainana manontolo, amin’ny fandraisana anjara amin’ ny fisaoran’i Kristy. “ …
→
-
2649
V. Ny vavaka fiderana
Ny vavaka fiderana, tsy ikendrena tombon-tsoa ho an’ny tena avokoa, fa miantefa amin’Andriamanitra ; ihiràna Azy izany mba ho Azy, anomezana voninahitra Azy izany, mihoatra noho izay ataony, satria IZY NO IZY.
→
-
2650
Ny lovam-panahy momba ny fivavahana
Ny vavaka dia tsy azo fintinina amin’ny fiboiboika mipoitra ho azy avy amin’ny tosi-kerim-pamporisika ao anaty : mba hivavaka, ilaina ny finiavana hanao izany. Tsy ampy fotsiny koa ny mahalala izay ambaran’ny …
→