Fanoroam-pejin’ny Katesizy

Karohy amin’ny teny
  1. 2071 Ny Didy folo sy ny lalàna voa-Janahary Nambaran’Andriamanitra ny baikon’ny Didy folo na dia takatry ny saina fotsiny izao aza. Nila izany fanambaràna izany ny olombelona mpanota, mba hahazoana ny fahalalana feno sy azo antoka momba ireo toetra takìn’ny …
  2. 2072 Ny adidy takìn’ny Didy folo Noho ireo didy folo milaza ny votoatin’ny adidin’ny olombelona amin’ Andriamanitra sy amin’ny namany, dia ambaran’izy ireo, ao amin’ny ventin-kevitra raketiny, ireo adidy lehibe takìny. Tsy miovaova mihitsy ireo didy folo ary …
  3. 2073 Ny adidy takìn’ny Didy folo Ny fanekena ny didy dia mitaky adidy, izay raha ny votoatin’ny maha-adidy azy, dia antonony ihany. Ohatra, raràn’ny didy fahadimy ny fanevatevana amin’ny fitenenana, nefa mety ho fahadisoana lehibe na tsia izany, …
  4. 2074 “Raha tsy Izaho, tsy mahefa na inona na inona ianareo” Hoy i Jesoa : “Izaho no Voaloboka ; ianareo no sampany. Izay mitoetra ao Amiko ary Izaho ao aminy, izy io no mamoa be ; satria raha tsy Izaho, tsy mahefa na …
  5. 2075 “Raha tsy Izaho, tsy mahefa na inona na inona ianareo” . “ Inona no tsara hataoko, mba hahazoako ny fiainana mandrakizay ? - Raha te hiditra any amin’ny fiainana ianao, tandremo ny didy ” (Mt 19,16-17).
  6. 2076 “Raha tsy Izaho, tsy mahefa na inona na inona ianareo” .Tamin’ny asany sy tamin’ny toriteniny no nanamarinan’i Jesoa fa maharitra lalandava ny Didy folo.
  7. 2077 “Raha tsy Izaho, tsy mahefa na inona na inona ianareo” Tao anatin’ny fanekem-pihavanana nataon’Andriamanitra tamin’ny vahoakany no nanomezany ny Didy folo. Ao amin’io fanekem-pihavanana io sy amin’ny alalany no ahazoan’ireo didin’ Andriamanitra ny heviny tena izy.
  8. 2078 “Raha tsy Izaho, tsy mahefa na inona na inona ianareo” . Ny Lovam-pampianaran’ny Fiangonana, amin’ny fitokiana ny Soratra Masina sy manaraka ny oha-piainan’i Jesoa, dia manaiky marina fa manan- danja sy dikany lehibe tokoa ny Didy folo.
  9. 2079 “Raha tsy Izaho, tsy mahefa na inona na inona ianareo” .Ny Didy folo dia mirafitra ho amboaram-pitsipika iray izay ny “ teny ” na “ didy ” tsirairay ao amin’izany dia mifandray amin’ny fitambaran’ny didy manontolo. “ Ny mandika ny didy iray, …
  10. 2080 “Raha tsy Izaho, tsy mahefa na inona na inona ianareo” .Mirakitra fombam-piteny misy soa manokana avy amin’ny lalàna voa-Janahary ny Didy folo. Tamin’ny alalan’ny fanambaràn’Andriamanitra sy amin’ny alalan’ny sain’olombelona no nahalalantsika ny Didy folo.
  11. 2081 “Raha tsy Izaho, tsy mahefa na inona na inona ianareo” Ny Didy folo dia manambara ireo adidy lehibe takìny, ao amin’ny ventin-kevitra raketiny. Kanefa, ny fanekena an’ireo didy ireo dia mitaky koa adidy izay raha ny votoatin’ny maha-adidy azy, dia antonony ihany.
  12. 2082 “Raha tsy Izaho, tsy mahefa na inona na inona ianareo” Izay andidian’Andriamanitra, dia ataony azo tanterahina amin’ny alalan’ ny fahasoavany.
  13. 2083 « Ho tia ny Tompo Andriamanitrao ianao, amin’ny fonao manontolo, amin’ny fanahinao manontolo ary amin’ny sainao manontolo » Nofintinin’i Jesoa amin’ity teny ity ireo adidin’ny olombelona amin’ Andriamanitra : “Ho tia ny Tompo Andriamanitrao amin’ny fonao manontolo, amin’ny fanahinao manontolo ary amin’ny sainao manontolo ianao” (Mt 22,37) [1] . Io …
  14. 2084 I. “Hitsaoka ny Tompo Andriamanitrao ianao, ary hanompo Azy” Mampahalala ny Tenany Andriamanitra amin’ny fampahatsiahivana ny asany manan-kery tsy misy fetra, feno fahalemem-panahy ary manafaka eo amin’ny tantaran’ilay izay itenenany hoe : “Izaho no nampivoaka anao avy any amin’ny tany Ejipta, …
  15. 2085 I. “Hitsaoka ny Tompo Andriamanitrao ianao, ary hanompo Azy” Manambara ny voninahiny amin’i Israely aloha ilay Andriamanitra tokana sady marina [3] . Mifamatotra amin’ny fanambaràn’Andriamanitra ny fanambaràna ny fiantsoana ny olombelona sy ny fahamarinany. Ny olombelona dia manana ny fiantsoana haneho …
  16. 2086 I. “Hitsaoka ny Tompo Andriamanitrao ianao, ary hanompo Azy” "Mirakitra ny finoana, ny fanantenana ary ny fitiavana ny voalohany amin’ireo didy. Satria, izay miteny hoe Andriamanitra, dia miteny fisiana maharitra, tsy miovaova, mitovy lalandava, tsy mivadika, marina tanteraka tokoa. Koa izany …
  17. 2087 Ny finoana Amin’ny finoana an’Andriamanitra izay manambara ny fitiavany tamintsika no ahitan’ny fiainantsika ara-môraly ny loharano ipoirany. Lazain’i Md Paoly fa ny “fanekena ny finoana” (Rôm l,5; l6,26) no adidy aman’andraikitra voalohany. Ampahafantariny fa …
  18. 2088 Ny finoana Ny didy voalohany dia mitaky amintsika ny hamelona sy hiaro amim-pahamalinana sy amim-piambenana ny finoantsika ary hanary izay rehetra mifanohitra amin’izany. Misy karazany samihafa ny fahotana manohitra ny finoana : Ny fisalasalana …
  19. 2089 Ny finoana Ny tsy fetezana hino, izay fanaovana an-tsirambina ny marina nambara na fandavana an-tsitrapo ny hankato izany. “Ny fampianaran-diso momba ny finoana, izay fandavana arahina di-doha, aorian’ny nandraisana ny Batemy, ny fahamarinana izay …
  20. 2090 Ny fanantenana Raha nanambara ny Tenany sy niantso ny olombelona aza Andriamanitra, dia tsy afaka hanome valiny manontolo ny fitiavan’Andriamanitra amin’ny herin’ny tenany ihany ny olombelona. Koa tsy maintsy manantena izy fa Andriamanitra no …