“Raha tsy Izaho, tsy mahefa na inona na inona ianareo”

Laharana 2078 amin’ny Katesizy

. Ny Lovam-pampianaran’ny Fiangonana, amin’ny fitokiana ny Soratra Masina sy manaraka ny oha-piainan’i Jesoa, dia manaiky marina fa manan- danja sy dikany lehibe tokoa ny Didy folo.

Loharano ôfisialy ↗