“Raha tsy Izaho, tsy mahefa na inona na inona ianareo”

Laharana 2079 amin’ny Katesizy

.Ny Didy folo dia mirafitra ho amboaram-pitsipika iray izay ny “teny” na “didy” tsirairay ao amin’izany dia mifandray amin’ny fitambaran’ny didy manontolo. “Ny mandika ny didy iray, dia mandika ny Lalàna manontolo”[23].

Loharano ôfisialy ↗