Fanoroam-pejin’ny Katesizy

Karohy amin’ny teny
  1. 1506 “Sitrano ny marary…” Asain’i Kristy hanaraka Azy ny mpianany amin’ny fitondran’izy ireo ny Hazofijalian’izy ireo [112] . Amin’ny fanarahana Azy, nahazo fijery vaovao momba ny aretina sy ny marary izy ireo. Nampiraisin’i Jesoa tamin’ny fiainany …
  2. 1507 “Sitrano ny marary…” Havaozin’ny Tompo nitsangan-ko velona izany fanirahana izany (“Amin’ ny anarako” […] hametra-tanana amin’ny marary izy ireo, dia ho sitrana ireny” : Mk 16,17-18) ary hamafisiny izany amin’ny alalan’ny famantarana izay tanterahin’ny Fiangonana …
  3. 1508 “Sitrano ny marary…” Omen’ny Fanahy Masina amin’ny olona sasany ny fanomezam-pahasoavana manokana hanasitrana [115] , mba hanehoana ny herin’ny fahasoavan’Ilay nitsangan-ko velona. Na dia ny vavaka mafy indrindra aza anefa tsy voatery hahazoana ny fanasitranana …
  4. 1509 “Sitrano ny marary…” “Sitrano ny marary ! ” (Mt 10,8). Noraisin’ny Fiangonana tamin’ny Tompo io fiadidiana io, ary ezahiny tanterahina, na amin’ny alalan’ny fitsaboana ataony amin’ny marary, na amin’ny alalan’ny vavaka fitalahoana izay anotronany azy …
  5. 1510 “Sitrano ny marary…” Kanefa, fantatry ny Fiangonana apôstôlika fa nisy ny fombam-pivavahana manokana ho an’ny marary, izay noporofoin’i Md Jakôba : “Misy marary ve ao aminareo ? Aoka izy hampiantso ny Pretran’ny Fiangonana ary aoka …
  6. 1511 Ny sakramentan’ny marary Mino sy miaiky ny Fiangonana fa amin’ireo sakramenta fito, misy sakramenta natokana indrindra hankaherezana ireo izay sedrain’ny aretina : ny fanosorana ny marary : Ity fanosorana masina ny marary ity dia naorin’i …
  7. 1512 Ny sakramentan’ny marary Amin’ny lovam-panahy litorzika, na any amin’ny Tatsinanana izany na any amin’ny Tandrefana, dia ananana hatramin’ny fahagola ny filazan’ny vavolombelona momba ny fanosorana ny marary notanterahina tamin’ny diloilo voahasina. Nandritra ny taonjato nifandimby, …
  8. 1513 Ny sakramentan’ny marary Ny lalàm-panorenana apôstôlika hoe : “Sacram unctionem infirmorum” (“Fanosorana masina ny marary”) tamin’ny 30 nôvambra 1972, taorian’ny Kônsilin’i Vatikana faharoa [122] , dia nandraikitra, hatramin’ izao, ao amin’ny fombam-pivavahana rômanina, fa tanterahina …
  9. 1514 Raha misy marary mafy … Ny fanosorana ny marary “dia tsy sakramentan’ireo izay efa ambavahoanan’ny fahafatesana ihany. Koa ny fotoana mety handraisana izany, dia tonga tokoa rahefa manomboka ho tandindomin-dozan’ny fahafatesana ny mpino noho ny aretina avy …
  10. 1515 Raha misy marary mafy … Raha mahazo fahasitranana ny marary iray izay nandray ny fanosorana, azony atao ny mandray indray ity sakramenta ity, raha toa ka voan’ny aretina mafy indray. Mandritra io aretina iray io ihany, azo …
  11. 1516 “…aoka izy hampiantso ny Pretran’ny Fiangonana” Ny mpisorona ihany (Eveka sy Pretra) no mpandraharaha masina ny fanosorana ny marary [125] . Adidin’ny mpiandry ondry ny mampahalala ny mpino ny voka-tsoa azo amin’ity sakramenta ity. Aoka ny mpino handrisika …
  12. 1517 III. Ahoana ny fomba ankalazana ity sakramenta ity ? Toy ny sakramenta rehetra, ny fanosorana ny marary dia fankalazana litorzika sy iombonana [126] , na ao an-tokantrano, na ao amin’ny hôpitaly na ao am-piangonana, no anaovana izany, ho an’ny marary iray …
  13. 1518 III. Ahoana ny fomba ankalazana ity sakramenta ity ? Mirafitra ho iray tsy azo sarahina ny teny sy ny sakramenta. Ny litorzian’ ny Teny, ialohavan’ny asa fivalozana, no manokatra ny fankalazana. Ny tenin’i Kristy sy ny teny vavolombelon’ny apôstôly, no mamohafoha …
  14. 1519 III. Ahoana ny fomba ankalazana ity sakramenta ity ? Ireto singafototra manaraka ireto no voalohany indrindra iompanan’ny fankalazana ity sakramenta ity : mametra-tanana – amim-panginana – amin’ilay marary ny Pretran’ny Fiangonana [127] ; mivavaka eo amin’ilay marary izy, amin’ny finoan’ny Fiangonana …
  15. 1520 IV. Ny vokatry ny fankalazana amin’ity sakramenta ity Fanomezana manokana avy amin’ny Fanahy Masina . Ny fahasoavana voalohany amin’ity sakramenta ity dia fahasoavam-piononana, fiadanana ary herim-po mba handresena ny fahasahiranana mifanandrify amin’ny toetr’aretina mafy atahorana na ny faharefom-pahanterana. Izany fahasoavana …
  16. 1521 IV. Ny vokatry ny fankalazana amin’ity sakramenta ity Fiombonana amin’ny fijalian’i Kristy . Mahazo ny hery sy ny fanomezana hiombona lalindalina kokoa amin’ny fijalian’i Kristy ny marary, amin’ ny fahasoavan’ity sakramenta ity : azo lazaina tsy amim-pisalasalana fa voamasina izy …
  17. 1522 IV. Ny vokatry ny fankalazana amin’ity sakramenta ity Fahasoavam-piangonana . Ny marary izay mandray ity sakramenta ity, “ka manakambana izany an-tsitrapo amin’ny fijaliana sy ny fahafatesan’i Kristy”, dia manolotra “ny anjaran’izy ireo amin’ny fanasoavana ny Vahoakan’Andriamanitra” [132] . Rahefa mankalaza …
  18. 1523 IV. Ny vokatry ny fankalazana amin’ity sakramenta ity Fanomanana amin’ny fiampitana farany . Raha omena an’ireo rehetra izay mijaly amin’ny aretina sy ny rofy mahery ny sakramenta Fanosorana ny marary, vao mainka homena an’ireo izay eo an-dalan’ny handao ity fiainana …
  19. 1524 V.Ny Vatsy masina, sakramenta farany ho an’ny kristianina Ho an’ireo izay handao ity fiainana ity, dia atolotry ny Fiangonana ho fanampin’ny fanosorana ny marary, ny Eokaristia ho vatsy masina. Raha raisina amin’io fotoana hiampitana mankany amin’ny Ray io, ny kômonion’ny …
  20. 1525 V.Ny Vatsy masina, sakramenta farany ho an’ny kristianina Amin’izany, tahaka ny sakramentan’ny Batemy, ny Fankaherezana ary ny Eokaristia mitambatra ho iray antsoina hoe “sakramentan’ny firosoana ho kristianina”, dia azo lazaina fa ny Fivalozana, ny Fanosorana Masina ary ny Eokaristia, amin’ny …