Mankany amin’ny votoaty
Fanoroam-pejin’ny Katesizy
-
1541
Ny fisoronana tao amin’ny Fanekem-pihavanana Taloha
Kanefa, hitan’ny litorzian’ny Fiangonana fa ny fisoronan’i Aarôna sy ny fanompoan’ny levita, tahaka izany koa ny fanorenana ny vondrona “Loholona” [13] fitopolo lahy, dia tandindona mampiseho ny andraiki-panompoana masina ao amin’ny Fanekem-pihavanana …
→
-
1542
Ny fisoronana tao amin’ny Fanekem-pihavanana Taloha
Amin’ny fotoana fanamasinana ho amin’ny laharan’ny Pretra, mivavaka toy izao ny Fiangonana : Ry Tompo, Ray Masina ô, (…) efa tamin’ny Fanekem-pihavanana Taloha, sy ho fanambaràna ny sakramenta ho avy, no nametrahanao …
→
-
1543
Ny fisoronana tao amin’ny Fanekem-pihavanana Taloha
Ary amin’ny vavaka fanamasinana ho amin’ny laharan’ny Diakra, izao no ambaran’ny Fiangonana : Ry Ray Masina indrindra ô (…), ho fananganana an’izao tempoly vaovao izao (ny Fiangonana) no nanorenanao ny andraiki-panompoana amin’ny …
→
-
1544
Ny fisoronana tokan’i Kristy
Tanteraka ao amin’i Kristy Jesoa “mpanalalana tokana amin’Andria-manitra sy ny olombelona” (1 Tim 2,5) ny tandindona rehetra momba ny fisoronana teo amin’ny Fanekem-pihavanana Taloha. I Melkisedeka, “mpisoron’ilay Andriamanitra Avo Indrindra” (Jen 14,18), …
→
-
1545
Ny fisoronana tokan’i Kristy
Tokana ny sorom-panavotan’i Kristy, notanterahina indray mandeha ihany. Kanefa, manjary eo io sorom-panavotana io amin’ny sorona Eokaristikan’ ny Fiangonana. Torak’izany koa amin’ny fisoronana tokan’i Kristy : manjary eo Izy amin’ny fisoronana maha-mpandraharaha …
→
-
1546
Fandraisana anjara anankiroa amin’ny fisoronana tokan’i Kristy
I Kristy, mpisorombe sy hany mpanalalana, no nanao ny Fiangonana ho “Fanjaka-mpisorona ho an’Andriamaniny sy Ray” (Apôk 1,6) [18] . Ny ankohonana mpino manontolo, araka izany, dia mpisorona. Ampiasain’ny mpino ny maha-mpisorona …
→
-
1547
Fandraisana anjara anankiroa amin’ny fisoronana tokan’i Kristy
Ny fisoronana maha-mpandraharaha voahosotra na araka ny ambara-tongam-pitondran’ny Eveka sy ny Pretra, sy ny fisoronana iombonan’ny mpino rehetra, na dia “samy manana ny fomba manokana avy aza, ny andaniny sy ny ankilany, …
→
-
1548
Ao amin’ny Tenan’i Kristy-Loha …
Amin’ny fanompoam-piangonana iandraiketan’ny mpandraharaha voa-hosotra, ny Tenan’i Kristy mihitsy no eo amin’ny Fiangonany amin’ny maha-Lohan’ny Vatany Azy, maha-Mpiandry ny andian’ondriny Azy, maha-Mpisoromben’ny sorom-panavotana Azy, maha-Mpampianatra ny Fahamarinana Azy. Izany no ambaran’ny Fiangonana …
→
-
1549
Ao amin’ny Tenan’i Kristy-Loha …
Amin’ny alalan’ny andraiki-panompoan’ny mpandraharaha voahosotra, singanina manokana ny Eveka sy ny Pretra, dia manjary hita maso eo anivon’ny ankohonan’ny mpino ny maha-misy eo an’i Kristy amin’ny maha-filohan’ny Fiangonana Azy [25] . Araka …
→
-
1550
Ao amin’ny Tenan’i Kristy-Loha …
Izany maha-misy an’i Kristy ao amin’ny mpandraharaha masina izany, dia tsy azo ampifandraisina amin’ny hoe : voaro amin’ny fahosana rehetra maha-olombelona, amin’ny fisainana te-handidy manapaka, amin’ny fahadisoana, na koa amin’ny fahotana ilay …
→
-
1551
Ao amin’ny Tenan’i Kristy-Loha …
Momba ny maha-mpandraharaha voahosotra izany fisoronana izany. “ Fanompoana marina tokoa io adidy aman’andraikitra nankinin’ny Tompo tamin’ny mpitondra ny vahoakany io” [27] . Miompana manontolo amin’i Kristy sy amin’ny olombelona izany. Miankina …
→
-
1552
… “Amin’ny anaran’ny Fiangonana manontolo”
Tsy ny mampiseho an’i Kristy – Lohan’ny Fiangonana – manoloana ny mpino miangona ihany tsy akory no lahasa amin’ny fisoronana maha-mpandraharaha voahosotra, fa miasa amin’ny anaran’ny Fiangonana manontolo koa izy rahefa manolotra …
→
-
1553
… “Amin’ny anaran’ny Fiangonana manontolo”
Ny hoe “amin’ny anaran’ny Fiangonana manontolo ”, tsy milaza fa hoe ny Pretra no solontenan’ny ankohonam-piangonana. Tsy azo sarahina amin’ny vavaka sy ny fanatitr’i Kristy Filohany ny vavaka sy ny fanatitry ny …
→
-
1554
III. Ny ambaratonga telo amin’ny sakramentan’ny Filaharana
“Ny fandraharaham-piangonana, naorin’Andriamanitra, dia ampiasaina ao anatin’ny hamaroan’ambaratonga amin’ny alalan’ireo izay efa hatramin’ny ela no antsoina hoe Eveka, Pretra, Diakra” [32] . Ny fitambaram-pampianarana katôlika, voambara ao amin’ny litorzia, ny Toniam-pampianarana ary …
→
-
1555
Ny fanamasinana ho amin’ny laharana maha-eveka – hafenoan’ny sakramentan’ny Filaharana
“Ny mitana ny toerana voalohany, amin’ireo andraiki-panompoana samihafa izay nosahanina tao amin’ny Fiangonana nanomboka tany am-piandohana, araka ny porofon’ny Lovam-pampianarana, dia ny anjara raharahan’ireo izay napetraka ao amin’ny laharana maha-eveka, amin’ny alalan’ny …
→
-
1556
Ny fanamasinana ho amin’ny laharana maha-eveka – hafenoan’ny sakramentan’ny Filaharana
Mba hanatontosana ny iraka ambony ampanaovina azy ireo, dia “ny fandrotsahana manokana ny Fanahy Masina, natsororoka teo ambonin’izy ireo no namenoan’i Kristy ireo apôstôly ; izy ireo kosa, tamin’ny alalan’ ny fametrahan-tanana, …
→
-
1557
Ny fanamasinana ho amin’ny laharana maha-eveka – hafenoan’ny sakramentan’ny Filaharana
Ny Kônsily Vatikana faharoa dia “mampianatra, fa amin’ny alalan’ny fanamasinana Eveka no omena ny hafenoan’ny sakramentan’ny Filaharana , izay antsoin’ny fomba mahazatra ara-litorzian’ny Fiangonana sy ny feon’ny Ray masina, araka izany, amin’ny …
→
-
1558
Ny fanamasinana ho amin’ny laharana maha-eveka – hafenoan’ny sakramentan’ny Filaharana
“Ny fanamasinana Eveka, miaraka amin’ny fiadidiana hanamasina, dia manome koa ny fiadidiana hampianatra sy hitondra. (…) Araka izany (…) amin’ny alalan’ny fametrahan-tanana sy amin’ny alalan’ny teny fanamasinana no omena ny fahasoavan’ny Fanahy …
→
-
1559
Ny fanamasinana ho amin’ny laharana maha-eveka – hafenoan’ny sakramentan’ny Filaharana
“Noho ny fanamasinana ara-tsakramenta sy amin’ny fiombonana araka ny ambaratongam-pitondrana amin’ny filohan’ny fiombonam-piadidiana sy ireo mpikambana aminy, no hahatongavan’ny olona iray ho anisan’ny vondron’ny maha-eveka” [39] . Ny toetra manokana sy ny …
→
-
1560
Ny fanamasinana ho amin’ny laharana maha-eveka – hafenoan’ny sakramentan’ny Filaharana
Ny Eveka tsirairay, amin’ny maha-vikeran’i Kristy azy, dia manana fiadidiana ara-pastôraly ny Fiangonana eo an-toerana izay nankinina aminy, nefa koa sady mizaka ao anatin’ny fiombonam-piadidiana miaraka amin’ny rahalahiny rehetra ao amin’ny laharan’ny …
→