Ao amin’ny Tenan’i Kristy-Loha …
Laharana 1549 amin’ny Katesizy
Amin’ny alalan’ny andraiki-panompoan’ny mpandraharaha voahosotra, singanina manokana ny Eveka sy ny Pretra, dia manjary hita maso eo anivon’ny ankohonan’ny mpino ny maha-misy eo an’i Kristy amin’ny maha-filohan’ny Fiangonana Azy[25]. Araka ny fomba fiteny mahafinaritr’i Md Ignace d’Antioche, ny Eveka dia typos tou Patros, izy no toy ny sary velon’Andriamanitra Ray[26].