Mankany amin’ny votoaty
Fanoroam-pejin’ny Katesizy
-
1061
“ AMEN ”
Ny Izaho mino, tahaka ny boky faran’ny Soratra Masina [109] koa, dia miafara amin’ny teny hebrio hoe Amen . Ahitana izany matetika amin’ny faran’ireo vavaka ao amin’ny Testamenta Vaovao. Toy izany koa, …
→
-
1062
“ AMEN ”
Amin’ny fiteny hebrio, ny hoe Amen dia mifandray amin’ny fototeny iray ihany izay niavian’ny teny hoe “mino”. Io fototeny io dia manambara ny fahamafisana, ny fahazoana antoka, ny tsy fivadihana. Araka izany, …
→
-
1063
“ AMEN ”
Ao amin’i Izaia mpaminany dia ahitana ny fomba fiteny hoe “Andriamanitry ny fahamarinana”, ara-bakiteny dia hoe “Andriamanitry ny Amen”, izany hoe Andriamanitra tsy mivadika amin’ny fampanantenany : “Na iza na iza te …
→
-
1064
“ AMEN ”
Ny “Amen” famaranana ny Izaho mino izany dia mamerina sy manamafy ireo teniny anankiroa voalohany hoe : “Izaho mino”. Ny mino, dia ny milaza hoe “Amen” amin’ny teny, amin’ny fampanantenana, amin’ny didin’ …
→
-
1065
“ AMEN ”
Ny Tenan’i Jesoa-Kristy mihitsy no “ilay Amen” (Apôk 3,14). Izy no “Amen” tsy miovan’ny fitiavan’ny Ray antsika ; Izy no mizaka ao Aminy sy manatomombana ny “Amen’ ” antsika amin’ny Ray : …
→
-
1066
Inona no anton’ny litorzia ?
Ao amin’ny Sembolin’ny finoana no anambàran’ny Fiangonana ampahibemaso ny misterin’ny Trinite Masina sy ny “fandaharana lalin’ny safidim-pony” (Efez 1,9) amin’ny voary manontolo : notanterahin’ny Ray ny “misterin’ny sitrapony” tamin’ny nanomezany ny Zanany …
→
-
1067
Inona no anton’ny litorzia ?
“Izany tsanganasam-panavotana ny olombelona sy ny fanomezam-boninahitra lavorary an’Andriamanitra izany, izay nosantarina mialoha tamin’ireo tsanganasa lehibe nataon’Andriamanitra teo amin’ny vahoakan’ ny Testamenta Taloha, dia i Kristy Tompo no nanatanteraka indrindra izany tamin’ny …
→
-
1068
Inona no anton’ny litorzia ?
Koa io misterin’i Kristy io no ambaran’ny Fiangonana sy ankalazainy amin’ny litorziany, mba hivelona amin’izany ny mpino sy hijoro ho vavolombelon’izany eo amin’izao tontolo izao : Satria, ny litorzia, izay aminy, indrindra …
→
-
1069
Inona no dikan’ny teny hoe litorzia ?
“Tsanganasam-bahoaka”, “asa fanompoan’ny vahoaka / ho tombon-tsoam-bahoaka” no dikan’ny teny hoe “litorzia” tany am-piandohana. Amin’ny lovam-pampianarana kristianina kosa, dia ny fandraisan’ny Vahoakan’ Andriamanitra anjara amin’ny “tsanganasan’Andriamanitra” [4] , no tiana hampahafantarina amin’io …
→
-
1070
Inona no dikan’ny teny hoe litorzia ?
Ny teny hoe “litorzia” ao amin’ny Testamenta Vaovao dia ampiasaina tsy hoe hanondroana fotsiny ny fankalazana amin’ny fanompoam-pivavahana amin’Andriamanitra [5] , fa koa ny fitoriana ny Evanjely [6] sy ny fifankatiavana arahin’asa …
→
-
1071
Loharanon’aina ny litorzia
Ny litorzia, noho izy tsanganasan’i Kristy, dia asan’ny Fiangonany koa. Izy no manatanteraka sy mampiseho ny Fiangonana ho famantarana hita maso amin’ny fiombonan’Andriamanitra sy ny olombelona amin’ny alalan’ i Kristy. Izy no …
→
-
1072
Loharanon’aina ny litorzia
“Tsy mahatapitra ny asa rehetra sahanin’ny Fiangonana akory ny litorzia” [11] : tokony hialohavan’ny fitoriana ny Evanjely, ny finoana ary ny fibebahana izy ; koa noho izany, afaka mitondra ny vokany ao …
→
-
1073
Vavaka sy litorzia
Fandraisana anjara koa amin’ny vavak’i Kristy ny litorzia, avantana amin’ny Ray ao amin’ny Fanahy Masina. Ao aminy no ahitan’ny vavaka kristianina manontolo ny fiandohany sy ny fiafarany. Amin’ny alalan’ny litorzia, ny olona …
→
-
1074
Katesezy sy litorzia
“Ny litorzia no fara tampony amin’izay kendrena amin’ny asan’ny Fiangonana, sady koa loharano ipoiran’ny heriny manontolo” [13] . Izy izany no toerana fanovozan-tsoa manokana amin’ny katesezin’ny Vahoakan’ Andriamanitra. “Mifamatotra anaty amin’ny asa …
→
-
1075
Katesezy sy litorzia
Ny katesezy litorzika dia mikendry ny hampiditra ao amin’ny misterin’i Kristy (“mystagogie" no iantsoana izany), avy amin’ny hita maso no mankamin’ny tsy hita maso, avy amin’izay manambara mankamin’izay ambara, avy amin’ny “sakramenta” …
→
-
1076
Ny fitantanam-pamonjena ara-tsakramenta
Ny andron’ny Pantekôty, tamin’ny fandrotsahana ny Fanahy Masina, no naseho tamin’izao tontolo izao ny Fiangonana [16] . Ny fanomezana ny Fanahy no nisantatra ny vanim-potoana vaovao tamin’ny “fizarazarana ny mistery”: ny vanim-potoanan’ny …
→
-
1077
I. Ny Ray, loharano ipoirana sy tanjona iafaran’ny litorzia
”Hisaorana anie Andriamanitra sady Rain’i Jesoa-Kristy Tompontsika, izay nitsodrano antsika tamin’ny tsodrano rehetra ara-panahy, any an-danitra, ao amin’i Kristy. Tamin’izany Izy no nifidy antsika tao Aminy, talohan’ny fanorenana an’izao tontolo izao, mba …
→
-
1078
I. Ny Ray, loharano ipoirana sy tanjona iafaran’ny litorzia
Ny mitsodrano dia asan’Andriamanitra izay manome ny fiainana ka ny Ray no loharano ipoiran’izany. Ny tsodranony dia sady teny no fanomezana ( bene-dictio , eu-logia ). Io teny io, rahefa ampiharina amin’ …
→
-
1079
I. Ny Ray, loharano ipoirana sy tanjona iafaran’ny litorzia
Hatramin’ny fiandohana ka mandra-pahatapitra ny fotoana rehetra, ny tsanganasan’Andriamanitra manontolo dia tsodrano . Manomboka amin’ny tononkalo litorzikan’ny fahariana voalohany ka hatramin’ny tonon-kiran’i Jerosalema any an-danitra, ny mpanoratra nahazo fitsilovan-tsaina dia manambara ny …
→
-
1080
I. Ny Ray, loharano ipoirana sy tanjona iafaran’ny litorzia
Nanomboka tany am-piandohana Andriamanitra no nitsodrano ireo zavamananaina, singanina manokana ny lehilahy sy ny vehivavy. Ny fanekem-pihavanana tamin’i Nôe sy tamin’ireo zavamananaina no nanavaozana izany tsodranom-piterahana amam-pahavokarana izany, na dia teo aza …
→