“ AMEN ”

Laharana 1061 amin’ny Katesizy

Ny Izaho mino, tahaka ny boky faran’ny Soratra Masina[109] koa, dia miafara amin’ny teny hebrio hoe Amen. Ahitana izany matetika amin’ny faran’ireo vavaka ao amin’ny Testamenta Vaovao. Toy izany koa, faranan’ny Fiangonana amin’ny “Amen” ny fivavahany rehetra.

Loharano ôfisialy ↗