Loharanon’aina ny litorzia

Laharana 1071 amin’ny Katesizy

Ny litorzia, noho izy tsanganasan’i Kristy, dia asan’ny Fiangonany koa. Izy no manatanteraka sy mampiseho ny Fiangonana ho famantarana hita maso amin’ny fiombonan’Andriamanitra sy ny olombelona amin’ny alalan’ i Kristy. Izy no mampirotsaka ny mpino ao amin’ny Fiainam-baovao ny ankohonam-piangonana. Izy no mampisy ny fandraisana anjaran’ny rehetra “amim-pahatsiarovan-tena, amim-pahavitrihana ary amim-pahavokarana”[10].

Loharano ôfisialy ↗