Mankany amin’ny votoaty
Fanoroam-pejin’ny Katesizy
-
681
II. Mba hitsara ny velona sy ny maty
Amin’ny Andro Fitsaràna, amin’ny faran’izao tontolo izao, no ho avy amim-boninahitra i Kristy, mba hanatontosa ny tena fandresen’ny tsara ny ratsy izay hiara-mitombo tahaka ny voa tsara sy ny ahi-dratsy, mamakivaky ny …
→
-
682
II. Mba hitsara ny velona sy ny maty
Amin’ny hahatongavany amin’ny farandro hitsara ny velona sy ny maty i Kristy be voninahitra, dia hanambara ny ao am-po tsy miloaka, ary hamaly ny isam-batan’olona araka ny tsanganasany avy, sy araka izay …
→
-
683
Izaho mino ny Fanahy Masina
“Tsy misy afa-milaza hoe : Jesoa no Tompo, raha tsy amin’ny Fanahy Masina” (1 Kôr 12,3). “Nirahin’Andriamanitra ho ao anatin’ny fontsika ny Fanahin’ny Zanany izay miantso hoe : Aba , Ray!” (Gal …
→
-
684
Izaho mino ny Fanahy Masina
Ny Fanahy Masina, amin’ny alalan’ny fahasoavany, no mampahatsiaro voalohany ny finoantsika sy ny fiainam-baovao izay mifantoka amin’ ny fahalalana ny Ray sy Ilay izay nirahiny, dia i Jesoa-Kristy [2] . Izy anefa …
→
-
685
Izaho mino ny Fanahy Masina
Ny mino ny Fanahy Masina àry dia ny miaiky fa anankiray amin’ny Olon’ ny Trinite Masina ny Fanahy Masina, iray fombam-pisia-maha-izy amin’ny Ray sy ny Zanaka, “tsaohina sy omem-boninahitra miaraka amin’ny Ray …
→
-
686
Izaho mino ny Fanahy Masina
Ny Fanahy Masina dia miara-niasa amin’ny Ray sy ny Zanaka hatrany am-piandohana ka hatrany amin’ny fahatanterahan’ny fandaharam-pamonjena antsika. Kanefa tamin’ny “fotoana farany” nosantarina niaraka tamin’ny Fahatongavan’ny Zanaka Mpanavotra ho nofo, no voambara …
→
-
687
“Izaho mino ny Fanahy Masina”
“Tsy misy mahalala ny momba an’Andriamanitra afa-tsy ny Fanahin’ Andriamanitra”(1 Kôr 2,11). Ary, ny Fanahiny izay manambara Azy no mampahafantatra antsika an’i Kristy, Teniny, Teniny velona, fa tsy milaza ny Tenany Izy. …
→
-
688
“Izaho mino ny Fanahy Masina”
Ny Fiangonana, fiombonana velona ao amin’ny finoan’ny apôstôly izay nampitainy, no toeran’ny fahalalantsika ny Fanahy Masina : - ao amin’ny Soratra Masina izay avy amin’ny fitsilovany ; - ao amin’ny Lovam-pampianarana, izay …
→
-
689
I. Ny iraka iraisan’ny Zanaka sy ny Fanahy
Ilay izay nirahin’ny Ray ao am-pontsika, ny Fanahin’ny Zanany [7] , dia Andriamanitra marina tokoa. Noho Izy iray fombam-pisia-maha-izy amin’ny Ray sy amin’ny Zanaka, dia tsy azo sarahina amin’izany Izy, na ao …
→
-
690
I. Ny iraka iraisan’ny Zanaka sy ny Fanahy
I Jesoa no Kristy, “voahosotra”, satria ny Fanahy no nanosotra Azy, ary izay rehetra tonga nanomboka tamin’ny Fahatongavana ho nofo dia avy amin’io hafenoana io avokoa [8] . Rahefa nomem-boninahitra i Kristy …
→
-
691
Ny anaran-tsamirerin’ny Fanahy Masina
“Fanahy Masina”, izany no anaran-tsamirerin’Ilay tsaohintsika sy omentsika voninahitra miaraka amin’ny Ray sy ny Zanaka. Noraisin’ny Fiangonana avy amin’ny Tompo io anarana io, ary ambarany ampahibemaso ao amin’ny Batemin’ ireo zanany vaovao …
→
-
692
Ny anaram-piantsoana ny Fanahy Masina
I Jesoa, fony Izy nanambara sy nampanantena ny fahatongavan’ny Fanahy Masina, dia niantso Azy hoe “Parakleto”, ara-bakiteny dia hoe : “Ilay voantso ho eo akaiky”, ad-vocatus (Jo14,16.26 ; 15,26 ; 16,7). “Mpisolo …
→
-
693
Ny anaram-piantsoana ny Fanahy Masina
Afa-tsy ny anaran-tsamireriny, izay ampiasaina be indrindra ao amin’ny Asan’ny apôstôly sy ireo Taratasy, dia hita ao amin’i Md Paoly ny anaram-piantsoana hoe : Fanahin’ny fampanantenana (Gal 3,14 ; Efez 1,13), Fanahim-pananganan-janaka …
→
-
694
Ny fanehoana an’ohatra ny Fanahy Masina
Ny rano . Fanehoana an’ohatra mampibaribary ny asan’ny Fanahy Masina amin’ny Batemy ny rano, satria, aorian’ny fitalahoana ny Fanahy Masina, dia manjary famantarana ara-tsakramenta mandaitra amin’ny fahateraham-baovao ny rano : toy ny …
→
-
695
Ny fanehoana an’ohatra ny Fanahy Masina
Ny fanosora-menaka . Ny fanosora-menaka dia fanehoana an’ohatra mampibaribary koa ny Fanahy Masina, ka tonga hatramin’ny fitovian’ny hevitra raketiny Aminy mihitsy aza [18] . Amin’ny firosoana ho kristianina, izany no famantarana ara-tsakramentan’ny …
→
-
696
Ny fanehoana an’ohatra ny Fanahy Masina
Ny afo . Raha midika ho fahaterahana sy fahavokaran’ny Aina nomena tao amin’ny Fanahy Masina ny rano, ny afo kosa dia maneho an’ohatra ny hery manovan’ny asan’ny Fanahy Masina. I Elia mpaminany, …
→
-
697
Ny fanehoana an’ohatra ny Fanahy Masina
Ny rahona sy ny hazavana . Tsy azo sarahina ireo fanehoana an’ohatra roa ireo amin’ny fisehoan’ny Fanahy Masina. Hatramin’ny fisehoan’Andriamanitra ao amin’ny Testamenta Taloha, ny Rahona, izay mbetika maizina, mbetika mazava, no …
→
-
698
Ny fanehoana an’ohatra ny Fanahy Masina
Ny fitomboka no fanehoana an’ohatra manakaiky ny an’ny fanosorana. Ary satria i Kristy no “nasian’Andriamanitra ny tombo-kaseny” (Jo 6,27) ka dia ao Aminy no anamarihan’ny Ray antsika koa amin’ny tombo-kaseny [39] . …
→
-
699
Ny fanehoana an’ohatra ny Fanahy Masina
Ny tanana . Amin’ny fametrahan-tanana no anasitranan’i Jesoa ny marary [40] sy itsofany rano ny ankizy madinika [41] . Amin’ny anarany, hanao toraka izany koa ny apôstôly [42] . Mbola tsaratsara kokoa, …
→
-
700
Ny fanehoana an’ohatra ny Fanahy Masina
Ny rantsantanana . “Amin’ny rantsantanan’Andriamanitra no androahan’ [ i Jesoa] ny demony” [45] . Raha voasoratra tamin’ny takela-bato nosoratan’ny “rantsantanan’ Andriamanitra” (Eks 31,18) ny Lalànan’Andriamanitra, “ny taratasin’i Kristy”, napetraka teo ambany fiahian’ny …
→