Mankany amin’ny votoaty
Fanoroam-pejin’ny Katesizy
-
2521
II. Ny ady ho amin’ny fahadiovana
Mitaky fahalalana menatra ny fahadiovana. Ampahany tsy azo esorina amin’ny fahalalana onony ny fahalalana menatra. Miaro ny fiainan’ny olona manokana ny fahalalana menatra. Enti-manondro ny fandavana hamboraka izay tokony hijanona ho miafina …
→
-
2522
II. Ny ady ho amin’ny fahadiovana
Miaro ny tsiambaratelon’ny olona sy ny fitiavan’izy ireo ny fahalalana menatra. Mitaona ho amin’ny faharetana sy ho amin’ny fahalalana onony eo amin’ny fifandraisam-pitiavana izy ; angatahiny mba ho feno ireo fepetran’ny fifanoloran-tena …
→
-
2523
II. Ny ady ho amin’ny fahadiovana
Misy koa ny fahalalana menatra amin’ny vatana tahaka ny amin’ny fisainana ihany. Toheriny, ohatra, ny fikarohana ataon’ireo “mpijery vetaveta” amin’ny vatan’olombelona any amin’ireny dokam-barotra sasany ireny, na ny fitambezoan’ ny fampitam-baovao sasany …
→
-
2524
II. Ny ady ho amin’ny fahadiovana
Ny endrika isaloran’ny fahalalana menatra dia miovaova eo amin’ny kolontsaina iray mankamin’ny kolontsaina hafa. Hatraiza hatraiza anefa, mijanona ho fanahiana ny fahamendrehana ara-panahy manokana ho an’ny olona ny fahalalana menatra. Mipoitra amin’ny …
→
-
2525
II. Ny ady ho amin’ny fahadiovana
Mila ny fanadiovana ny toe-javatra iainana eo amin’ny fiaraha-monina ny fahadiovana kristianina. Mitaky amin’ireo fitaovam-pifandraisan’ny mpiara-belona izy mba hiahy ny fanajana sy ny fahalalana onony amin’ny fampahalalam-baovao. Ny fahadiovan’ny fo no manafaka …
→
-
2526
II. Ny ady ho amin’ny fahadiovana
Ilay izay antsoina hoe fitaiza migoragora eo amin’ny fomba fiainana amam-pitondran-tena dia miorina amin’ny foto-pisainana diso momba ny fahafahan’ny olombelona ; mba hitarihana amin’ny soa sy ny tsara, ilain’ ny fahafahan’ny olombelona …
→
-
2527
II. Ny ady ho amin’ny fahadiovana
“Manavao lalandava ny fiainana sy ny kolontsain’ny olona very hasina ny Vaovao Mahafalin’i Kristy : miady sy manala ny fahadisoana sy ny ratsy izay mipoitra avy amin’ny fanangolena maharitry ny fahotana izy. …
→
-
2528
II. Ny ady ho amin’ny fahadiovana
“ Na iza na izamijery vehivavy amin’ny fitsiriritana azy, dia efa nijangajanga taminy tao am-pony sahady ” (Mt 5,28).
→
-
2529
II. Ny ady ho amin’ny fahadiovana
Mampitandrina momba ny fitsiriritana na fanirian-dratsin’ny nofo, ny didy fahasivy.
→
-
2530
II. Ny ady ho amin’ny fahadiovana
.Ny ady atao hanoherana ny fitsiriritan’ny nofo, dia mandalo amin’ny alalan’ny fandiovana ny fo sy ny fahaizana mahalala onony.
→
-
2531
II. Ny ady ho amin’ny fahadiovana
Ny fahadiovan’ny fo no ahafahantsika hahita an’Andriamanitra : izy no ahafahantsika mahita amin’izao ankehitriny izao ny zavatra rehetra araka an’Andriamanitra.
→
-
2532
II. Ny ady ho amin’ny fahadiovana
Ny fandiovana ny fo dia mitaky fivavahana, fanarahana ny fahadiovam-pitiavana, fahadiovam-pikasana ary fahadiovam-pijery.
→
-
2533
II. Ny ady ho amin’ny fahadiovana
Ny fahadiovan’ny fo dia mitaky fahalalana menatra izay mila faharetana, fahamaotonana ary fahatanam-bava. Ny fahalalana menatra no miaro ny fiainan’ny olona manokana. “Tsy hitsiriritra (...) na inona na inona amin’izay an’ny namanao …
→
-
2534
Ny didy fahafolo
Mampizara ho roa sy mameno ny fahasivy ny didy fahafolo, izay mifantoka amin’ny fanirian-dratsin’ny nofo. Raràny ny fitsiriritana ny fananan’ny hafa, izay fototry ny halatra, ny fandrobàna ary ny fitaka, izay raràn’ny …
→
-
2535
I. Ny fanimbàn’ny fitsiriritana
Ny fahalianan’ny nofo no mandrisika antsika haniry ny zavatra mahafinaritra izay tsy ananantsika. Tahaka izany ny maniry hihinana rahefa noana, na hanafana tena rahefa mangatsiaka. Ireny faniriana ireny dia tsara amin’ny maha-faniriana …
→
-
2536
I. Ny fanimbàn’ny fitsiriritana
Raràn’ny didy fahafolo ny fahalianana sy ny faniriana amin’ny fibodoana tsy misy fetrany ny haren’ny tany ; raràny ny fitsiriritan-karena tsy voafehy, ateraky ny firehetam-po tafahoatra amin’ny harena sy ny heriny. Mbola …
→
-
2537
I. Ny fanimbàn’ny fitsiriritana
Tsy mandika ity didy ity izay maniry hahazo ny zavatra izay ananan’ny namana, raha toa ka amin’ny fomba araka ny rariny no anaovany izany. Ny katesezy fanao hatrizay dia mampiseho miaraka amin’ny …
→
-
2538
I. Ny fanimbàn’ny fitsiriritana
Takìn’ny didy fahafolo ny androahana ny fialonana ao am-pon’ny olombelona. Tamin’i Natàna mpaminany te handrisika ny fanenenan’i Davida mpanjaka, dia notantarainy taminy ny tantaran’ilay mahantra, tsy nanana afa-tsy ondrivavy iray, ka nokarakarainy …
→
-
2539
I. Ny fanimbàn’ny fitsiriritana
Fahotana fototry ny hafa ny fialonana. Izy no enti-milaza ny alahelo tsapa eo anoloan’ny fananan’ny hafa sy ny faniriana tsy voafehy hibodo izany, amin’ny fomba tsy ara-dalàna. Raha maniry ratsy lehibe ho …
→
-
2540
I. Ny fanimbàn’ny fitsiriritana
Ny fialonana no mampiseho ny iray amin’ireo endriky ny alahelo ratsy ka noho izany fandavana ny fitiava-namana ; hotoherin’ny vita batemy amin’ ny alalan’ny fahalemem-panahy izany. Ny fialonana, matetika, dia avy amin’ny …
→