II. Ny ady ho amin’ny fahadiovana
Laharana 2532 amin’ny Katesizy
Ny fandiovana ny fo dia mitaky fivavahana, fanarahana ny fahadiovam-pitiavana, fahadiovam-pikasana ary fahadiovam-pijery.