II. Ny ady ho amin’ny fahadiovana
Laharana 2531 amin’ny Katesizy
Ny fahadiovan’ny fo no ahafahantsika hahita an’Andriamanitra : izy no ahafahantsika mahita amin’izao ankehitriny izao ny zavatra rehetra araka an’Andriamanitra.