Fiangonana
Laharana 123
- 2030 Ny Fiangonana, reny sady mpanabe Ao amin’ny Fiangonana, amin’ny fiombonana miaraka amin’ny vita batemy rehetra, no anatanterahan’ny kristianina ny fiantsoana azy. Avy amin’ny Fiangonana no andraisany ny Tenin’Andriamanitra izay mirakitra ny fampianaran’ny “Lalànan’i Kristy” (Gal 6,2). Avy …
- 2031 Ny Fiangonana, reny sady mpanabe Fanompoam-pivavahana ara-panahy, ny fiainana ara-môraly . “Manolotra ny tenantsika ho sorona velona, masina sy ankasitrahan’Andriamanitra” [73] isika, ao amin’ny Vatan’i Kristy izay irafetantsika, sy amin’ny fiombonana miaraka amin’ny fanatitry ny Eokaristiany. Amin’ny …
- 2047 III.Fiainana ara-môraly sy fijoroana ho misiônera . Ny fiainana ara-môraly dia fanompoam-pivavahana ara-panahy. Amin’ ny litorzia sy amin’ny fankalazana ny sakramenta no ahitan’ny asa amam-pitondran-tena kristianina ny sakafony.